Liste des messages

Liste des messages, inserés par catalyn, par ordre de date
catalyn ( 09/02/2011 10:44)
renseignement sur ASSEDIC
Salama tompoko ! Mba mangataka fanampiana ange azafady ho an'izay mahalala amin'ity cas-ko ity . Je suis allocataire ASSEDIC pour encore a peu près 7 mois eo ho eo, et actuellement je suis enceinte d... suite
répondu par mirananirina le 09/02/2011 11:46
catalyn ( 26/04/2009 11:47)
S.O.S Fausse Couche
Salama daholo ! Mba mila vonjy sy toro-hevitra avy aminareo izay efa reny re tompoko ! J’ai 31 ans et j’ai pas encore d’enfant .J’ai pris de la pilule contraceptif pendant 3 ans au maximum. L... suite
répondu par Lejoba le 05/05/2009 11:01
catalyn ( 11/04/2009 16:39)
manana olana tongotra tsembo-dava.
Sao mba misy mahalala vahaolana @ tongotra tsembo-dava fa efa tsy haiko intsony ny atao ; efa nanasa tongotra t'@ alamo aho, efa nampiasa ihany koa ireny bomba fanalana fofon-tongotra ireny fa dia mbo... suite
répondu par kofbay le 04/05/2009 13:06
catalyn ( 11/04/2009 15:46)
dinika ao @ SOBIKA.com
Asa ianareo raha mba mahatsikaritra ry ireto fa tena mankaleo be ny miditra ao @ dinika forum ao @ site sobika.com. tsy misy zavatra manjary ny ao fa ompa variraraka sy teny ratsy ny mameno azy iray m... suite
répondu par ni81 le 14/04/2009 13:48
catalyn ( 14/02/2009 11:05)
Fiterahana aty an-dafy.
Salama daholo tompoko.Mba te hametraka fanontaniana aho ho antsika vehivavy gasy monina sy efa niteraka taty an-dafy: mahatsikaritra aho fa to tsy mifana izany ny tera-bao aty an-dafy . Vao teraka roa... suite
répondu par welie le 26/03/2009 16:36
catalyn ( 03/02/2009 16:24)
Mangataka hevitra@ reny gasy mipetraka eto frantsa.
Salama daholo! Mba mangataka torohevitra avy aminareo renim-pianakaviana izay monina eto frantsa ny tenako.Telo taona izay no nahavitany ny mariazinay sy nahatongavako teto.Nanapa-kevitra ny tsy hite... suite
répondu par rakaroka le 18/02/2009 23:16
catalyn ( 09/09/2008 18:17)
fisavana entana ao ivato
Salama tompoko ! Izaho ry reto dia maheno namana maro mikolay @ fisavana entana ao ivato ao , izany hoe ny filana vaniny ataondry zareo douanier ao mba hitazonana ny sasany @ entana hoentinao . Ila... suite
catalyn ( 25/06/2008 15:53)
Mila fanazavana passeport !
Miarahaba tompoko! Mba mangataka fanazavana kely azafady: izaho vao telo taona no teto ary hamonjy raharahan-jokiko any dago, manana passeport gasy aho valable jusqu'à 2015 ary titre de sejour. Ahoa... suite
répondu par diamondra27 le 29/06/2008 22:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0171