renseignement sur ASSEDIC

1. catalyn ( 09/02/2011 10:44)
Salama tompoko !
Mba mangataka fanampiana ange azafady ho an'izay mahalala amin'ity cas-ko ity . Je suis allocataire ASSEDIC pour encore a peu près 7 mois eo ho eo, et actuellement je suis enceinte de 3 mois, nisy probleme kely anefa aho @ io grossesse-ko io ka hospitalisé pendant 4 jours allité, dia rehefa nivoaka dia mila manohy ny repos au minimum pendant 2 semaine.Donc bien évidement je ne peux pas chercher du travail comme je devrais étre au repos.
Comme précaution, nangataka arrét du travail aho rehefa nivoaka hopital na dia tsy miasa aza( sao manko mandefa proposition d'emploi ny pôle emploi nefa za tsy mbola afaka miasa @ io état-ko io, iaraha mahalala fa maika éry ny pole-emploi mi-radier rehefa manda offre nefa tsy fidiny aminao ilay izy)
Ny fanontaniako dia izao : à la fin du mois rehefa manao ilay déclaration de situation iny , misy fanontaniana ao manao hoe "étes-vous en arrét-maladie ?" de déclarer-ko ve ilay arrét azoko après hospitalisation sa tsia ? de inona no mety fiatraikany raha déclarena ? misoratra ao @ ilay papier manko ny motif hoe en relation avec ma grossesse.Mety ho isy problème ve @ indemnité-ko manaraka.Mety mihemotra ve ny indemnité-ko raha toa ka ny Sécu no mandray andraikitra mandritra ilay arrét ?
Ny fanontaniako faharoa dia hoe: mety ve raha toa ka tsy déclarena ilay arrét raha toa ka tsy misy proposition mandrapahatapitry ny volana dia atao ho toy ny tsy misy n'inoninona.
Manahy manko aho raha toa fanatry ny pole emploi aho hoe mitondra kibo , noho izany sarotra ny ahitako asa ka itadiavany hevitra (oh hoe proposition bidon na n'importe quoi ahafahany mi-radier ana).
Mba omeo torohevitra re raha misy mahalala , dia misaotra mialoha ho an'ireo izay afaka mamaly.
Mankasitraka tompoko!


2. mirananirina ( 09/02/2011 11:46)
Salama azonao tsy declarena io raha ohatra ka tsy niantso anao izy .zany hoe tsy absente enao
raha declarena io dia mazava hoazy fa tapaka iny saingy ny securité sociale no mandoa ny vola satria arret maladie aradalana.zany hoe tsy banga ny vola tokony ho raisinao isam bolana.
Ny grossesse ndray tsy maintsy declarena.nefa ny asa tsy maintsy tadiavina.vao maika asa tsara satria refa misy proposition na asa dia mandehana.fa raha vao maheno hoe bevohoka matetika ny mpampiasa de tsy mandray.zany hoe tsy avy aminao ny faute de tsy radié enao.raha miantso izy .enao manana preuve ny antony tsy afahanao.donc tsy radié.
mirary fahasalama ho anao ny tenako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0626