...aiza ndray nareo @ reto mpiangaly piano reto..
1. naughtyboy
(
14/11/2008 18:03)
http://fr.youtube.com/watch?v=g8N-i8JAEeE
tena saina tia mikarokaroka izao ...lasa ihany saiko ra mba afaka mifaninana @ bandy ny sipa @ resaka otrzao =)) =))
tena saina tia mikarokaroka izao ...lasa ihany saiko ra mba afaka mifaninana @ bandy ny sipa @ resaka otrzao =)) =))
novalian'i naughtyboy ny 25/11/2008 10:53
2. melody
(
14/11/2008 19:01)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: @ fomba ahona moa ry naughtyboy no afahany sipa hanao toa izany na di haniry aza ny nifiny akoho? Fa tena tsy azo kitihina intsony ny piano apres an'io an, yak!!!
6. melody
(
14/11/2008 20:45)
ilay izy 2 lahy nilalao mihintsy no nahita sampona koa sa ART ilay izy? :-D
7. ikaretsaka
(
14/11/2008 20:52)
viagra ve tahaky ny inona no nolerana angamba talohan'io raha tsy izany tsy mahatsindry ny touchen'io grand piano io an
fa ny tena nisenina avy eo le tsy nety nandray ny tanany le mpanolotra nefa le tanana @ io tsy nanao ninoninona!
fa ny tena nisenina avy eo le tsy nety nandray ny tanany le mpanolotra nefa le tanana @ io tsy nanao ninoninona!
9. naughtyboy
(
15/11/2008 13:41)
fa ny tena nisenina avy eo le tsy nety nandray ny tanany le mpanolotra nefa le tanana @ io tsy nanao ninoninona!
:-D :-D :-D :-D iny ko nahalasa saina ana oe inn no nahamailo anle mpanolotra teo :-D :-D
:-D :-D :-D :-D iny ko nahalasa saina ana oe inn no nahamailo anle mpanolotra teo :-D :-D
10. naughtyboy
(
15/11/2008 13:49)
melody > samy mbo manana ny talentany aby ny ol de aseho ny hafa e
cutie > fomba hafa angalana saosy @mpijery io ka fa tsy fifaninana @ mozart na beethoven ary de nahomby ka atao ahona :D
cutie > fomba hafa angalana saosy @mpijery io ka fa tsy fifaninana @ mozart na beethoven ary de nahomby ka atao ahona :D
12. naughtyboy
(
15/11/2008 17:41)
io ndray i cutie fa tsy mahatokitoky an,ka izy mitsamm no porofo @ zany ko ,efa matotra nge sosy any @ banky vao manao fampisehoana lerony ,tsy le laza loatra ngambany no tena ilainy lerony fa saosy e :-D :-D
zny oe fanamarihana kely fotsiny ngambany de fa mahatanty mivonto ihany ko (ny entan')izy mitsamm na ko efa tsara fanazarantena satria na iletra viagra eo aza ibindana ihany ny iafarany entana ra akapokapoka @piano,tafa ihany nefa ny hafatry izy mitsamm azo ampiasana ko ny talenta hafa ananany =)) =)) oka zay fa sao bedy eto .. :-$

14. naughtyboy
(
15/11/2008 18:28)
ny talenta nge refa tsisy manana firy ry cutie de lafo vidy e na ratsy iny na tsara e,tsy betsaka ngamba ny mety ahavita ny vitany izy mitsamm ary anisany za nefa kosa somary maranitra kely koko noho rehetra izy mitsamm le droit d'auteur ra te ankafy ny zvbitany efa rakitra voarotsaka na tsy nitondra sakotra kely aza itatazana rakitra defa vita rangompohy any @ banky ny valikasasarana :-D
16. tywa68
(
16/11/2008 13:00)
tssss resake ! clown be izy 2lahy @ny tanany ambony sy ny slipo-be nasorina :-D
Fa maninn marina hono no tsy sahy nandray ny tanandreo ilay ranamana iny ? :°)
Fa maninn marina hono no tsy sahy nandray ny tanandreo ilay ranamana iny ? :°)
18. naughtyboy
(
19/11/2008 12:14)
tywa > tsy tadidiny le mpanolotra ngambany oe tsy tanana nge le mitendry piano de naka saina kely izy.. :D
20. fijo
(
19/11/2008 23:24)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 14-11-2008 21:27:39
Lohateny : Re : ...aiza ndray nareo @ reto mpiangaly piano reto..
disgusting
fa ahoana ary,rantsana daholo anie ireny e
Lohateny : Re : ...aiza ndray nareo @ reto mpiangaly piano reto..
disgusting
fa ahoana ary,rantsana daholo anie ireny e