www.google.mg

1. Mika7 ( 13/11/2008 17:49)
Mba nandende tao @ google a de nanotany tena kely: Oviana le teny gasy vao mahazaka google sa....?????
efa mab miandry ny hisian'ny "www.google.mg" ny vahoaka.

Amiko dia efa fotoanany zao.

Ny teny gasy efa mba anaty lisitra google ihany
Jereo eto

http://www.google.com/transconsole/giyl/check/status

fa tsy mety mivoaka ny dot mg
http://www.google.com/language_tools?hl=en

Mampalahelo. Resin'ny Sesoto[fiteny lesoto: faritra kely ao afirika ao].
Aiza ho aiza ny mpahay teknolojia gasy?
novalian'i vindy ny 12/12/2008 14:34
2. sitlo ( 13/11/2008 21:43)
Atao inona anefa?
3. soanja ( 14/11/2008 05:31)
Andraso anie anontaniako fa toa efa nanao asa resaka teny Malagasy tao amin'ny google ny rams-ko ka. Mino aho fa efa an-dalana ilay izy.
4. Jompipla ( 12/12/2008 13:04)
Milay izany ka. Mba te hampiasan'izany google.mg izany aho kle!
Fa izao e:
- Izaho koa mba manana fahaizana kely ihany momba ny langue naturelles sy ny teny malagasy fa saingy vitsy izahay ny mitovy amiko angamba dia tsy hita ê!
- Rah amhita fika nareo hoe ahoana ny tokony hatao hahatafita izany hevi-tsika izany dia teneno aho fa dia mba te handray anjara ê!
- Ny problème koa naie dia raha vao tsisy vola le izy dia mitsoaka daholo ny bandy ê! Ka mafy ny fiainana hono koa. Za koa moa ve hanenjika azy @ izany. Izay ary no hitany fa mety.

Mazotoa!
5. vindy ( 12/12/2008 14:34)
Salut,
Tsy hoe tsy tiako ilay idée hoe dotmg fa araka ilay fanontaniana etsy ambony hoe hatao inona anefa? Inona ny interêt?
Ka na inona na inona extension eo ange, algo iray ihany, bot iray ihany, philosophie iray ihany (tsy hoe iray tokana izany fa asa iray an) no ampiasain'i google e, tsy hisy fiantraikany ho an'ny site-tsika na ny blôgin-tsika ny fisian'ny dotmg. Mety tsaratsara kely fotsiny ny fijery ilay page d'accueil ny moteur de recherche fetiche-tsika.
Fa raha tian-tsika ny hanana version Malagasy avec une dimension internationale de supporter-o ito e: http://mg.wikipedia.org/wiki/Fandraisana
Siora
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1203