Mama Africa
1. rabilabila
(
10/11/2008 09:43)
Maty tany Italie i Myriam Makeba .
Hoa n'ireo mbola tanoranora angamba ny ahalalanareo azy dia ny fiarahany nihira t@ Paul Simon ,na koa ilay hira hoe "Pata,pata".
Amiko izy dia taratra amin'ny ady isan-karazany,fa ny tena nampisongadina azy dia ny adytamin'ny fanavakavaham-bolonkoditra ( na tany RSA , na ny droits civiques tany USA) ,izay nahatonga azy ho sesintany matetika .
Faly koa anefa aho fa nody ventiny ny rano natsakainy ary hitany izany tamin'ny fahavelony :Mainty hoditra no lany ho filohan'i USA.
Fitaratra ho ahy izy sy Harry Belafonte satria hatramin'ny farany ,ho an'i Makeba ,dia ny ady amin'ny "tsy rariny" no nihazakazahandreo erak'izao tontolo izao .I Belafonte moa dia mbola eo am-piadiana foana hatramin'izao.
Raha mpino aho dia hoy aho hoe : N'kosi sikelela Makeba
http://fr.youtube.com/watch?v=ow40LQs0ue4
Nikantona tanteraka ny tontohondriny fa maro ireo mbola tsy maintsy manangana ny azy ;an'isan'izany ny tenako .
Misaotra azy.
http://fr.youtube.com/watch?v=V74f9eIi9c0

répondu par ikalamako le 13/11/2008 21:38
2. ni81
(
10/11/2008 10:34)
Mandria am-piadanana izy! Nampalaza azy koa ilay hira hoe MALAIKA.
http://fr.youtube.com/watch?v=Jpl8rPQBASU&feature=related :(

3. sipagasy
(
10/11/2008 11:16)
Mandria am-piadanana izany e!
Ny nahatsaroako azy kosa dia niaraka nihira t@ i SOLO izy, ny nièceny koa moa dia namana tsy mahafoy ao Paris ao.

5. naughtyboy
(
10/11/2008 12:32)
banga 1 indray ny mpanakanto afrikana lehibe ary tsy very andalana akory ny tolona @ fitoviantsaranga sy zo nikirizany izy reny erantany..na i Harry Belafonte aza de nitondra anjara biriky lehibe teo @ fampielezankevitry Atoa O.Barak teo ary anisany nioty zany vokatra izany 2 zao fotoana...
7. sipagasy
(
10/11/2008 16:58)
rabilabila, misaotra nampahatsiahy ahy iny hira niarahandry zareo iny e!, mbola tanora tokoa i SOLO teo e! hihihih
8. rabilabila
(
10/11/2008 18:01)
http://fr.youtube.com/watch?v=Bj-csCDU8M4
Avy nanao io fampisehoana io izy no maty .
Maty koa ny androko androany fa namelombelona ny tsiahy rehetra!!!!!
Bref A luta continua :cry:

9. naughtyboy
(
10/11/2008 19:14)
rabila>le" pata pata " ko mbo efa henoko ary efa nahazohazo taona ihany zany izy io ra ny tena marina ko asa kalo..le nenitoako zay no tena mba mpirevy an'izy io b zay no nahalalako azy @ le oe" malaika... "
11. ikalamako
(
13/11/2008 21:38)

Dia eto amin'ny http://dailymotion.alice.it/video/x7cwcf_the-clic-song-by-miriam-makeba-live_music izy manazava io hoe NOISE io momba ilay hirany nalaza hoe "Click song" (oups - toa tsy mivoaka jereo eto ???)