Ny fahandriampahalemana
1. badboy
(
11/11/2008 07:59)
Isaky ny manokatra gazety isamaraina (Ma gazety, express, midi, taratra.....) dia tsy maintsy misy lohateny faty olona, na vahiny io na teratany, izay vokatry ny fakana ankeriny ny volan'ilay olona voadona!! Ary basy matetika no ampiasain'ireo mpanao izany!! Fa ny tena loza dia ny mpitandro filaminana aza tsy manana fitaovana arifomba tahaka ny ampiasain'ireo jiolahy!! Manarak'izay dia tena mahay mitifitra izireo satria izay anitsiany ny basiny dia tonga dia voapalaka!!
Marina fa efa maro ireo jiolahy andrarezina no any ambany rangolahy, ary manao ny ainy tsy ho zavatra ny mpitandro filaminana @ fanenjehana ireo sisa tsy mbola tratra!! Ny fanenjehana anefa mila fitaovana, ka raha ny manampahefana indray no tsy ampy fitaovana hitondrana ny filaminana, dia herimpo verimaina ny azireo satria ny jiolahy kely ihany no ho tartrany fa ny tena mpamono olona sy andrarezina dia ho tafaporitsaka lalandava!! :-o :-o

répondu par ravatorano le 12/11/2008 04:53
2. soulajn
(
11/11/2008 13:37)
marina de marina nenao badboy! mila ftaovana tokoa ny fandriampahalemana! fa ny mahagaga ary tokony ho jerena akaiky dia misy sasantsasany @ mpitandro filaminana no mandray anjara @ ireny asa ratsy ireny! very fanahy ny vahoaka satria "ny papango natao hivavahana indray no mipaoka ny zanak'akoho" ary ny tena loza de nanao fanambarana ra8 tany toliary fa misy ny mpitandro ny filaminana mampanofa basy!?! ka ra nisy re zany nahoana no tsy nosamborina fa natao vavabe t@ haino aman-jery e? sa ve ra8 te hi-discrediter-ny mpitandro filaminana @ vahoaka? nefa anie izy no filohafaratampon'ny mpitandro filaminana e!!! ka iza izany no hianteherana? andao rangahy hanankim-po @ Andriamanitraa!
3. ravatorano
(
12/11/2008 04:53)
vao fakomaly hariva raha nirava niasa iny aho tokony tamin'ny valo ora alina teo tao anaty taxibe ary dia nisy bandy roalahy nanendaka ramatoa iray teo ampitan'ny poste nalakely izay somary maizina ihany ;tsy natahotra mihitsy ry le vandana fa avy dia nendahiny ilay rojo teny amin 'ilay ramatoa nihoraka ny tao anati'ny taxi be izay nifanao aloha sy aoriana vao vaky nilefa zalahy fa saika nalainy mbamin'ny phone sy poketra teny antanan'ilay ramatoa.Ny nahagagaahy koa dia ity nisy tovolahy mety zanany niaraka taminy nefa toa tsy niraika sa ve natahotra !
gravy be ilay fandriampahalemana fa ny aza sendra azy ihany aloha e !
gravy be ilay fandriampahalemana fa ny aza sendra azy ihany aloha e !