Fametrahantanana
1. badboy
(
11/11/2008 07:49)
Nijery fandaharana @ TVM aho indray andro dia taitra tampoka naheno ny filazan'ity pasitera iray, ny fandaharampitoriateny moa no mameno ny fahitalavitra, ny ilana ny fametrahantanana! Hoy izy : rehefa tsy mbola voapetratanana dia tsy afaka ny ota!!!!
Dia izay indray izany izao no malaza, fametrahantanana no fanalana ota fa tsy ampy intsony ny fivavahana fangatahampamelankeloka!! Dia ny tsy protestanta sy sekta, satria ireo ihany no mametratanana, izany dia tsy ho afakota intsony!!!
Mahatalanjona!!
:{ :{ :{

répondu par prime le 26/11/2008 08:04
2. booboo
(
11/11/2008 11:59)
:-D :-D
sahala @ hoe zay mihinana kisoa dia tsy any izany, zay tsy mivavaka @ sabata dia tsy any izany, zay tsy manao am-pahafolon-karena dia tsy any izany, zay tsy miteny @ fiteny tsy fantatra dia tsy any izany, zay tsy misaron-doha dia tsy any izany, zay tsy mivavaka ao aminy dia tsy any izany, sns.
Ndraindray ( matetika mihitsy kah ) ny mpitondra fivavahana sasany tsy haiko hoe tsy nandalo fianarana ve fa dia entanin-kafanam-po fotsiny dia mitonon-tena ho pasitera dia manorina fg kely etsy eroa ( tsy any M/car ihany no resahiko ). Dia tadiavina aby izao fika hahazoana kil izao. Dia ny ankabeazan'ny olona koa anaty detresse psy ny ankamaroany dia mitady izay hisarangotana dia nahare ny teny tsara lahatra dia roboka ( tsy mandaninika tsara )...
Be fihetsiketsehana ivelany be amiko ny finoana ( na kristianisme io na inona ) dia nefa ireny misy dikany aby. Izay mitarika eo tokony hianatra tsara ny tena dikan'ireny raha ireny fa lasa vao maika zava-doza no miseho raha tsy voafehy akory ilay izy. Ny dikan'ilay tanana atsotra, ny raha miseho rehefa mivelatra ny tanana, ny antony hoe eo @ loha matetika sns...
Amiko manokana tsy ny kristianisme ihany no manao fametrahan-tanana, na izany aza mitovy aby ny dikany = fampitana hery.

4. menalamba
(
11/11/2008 15:11)
De iza hono moa izany no hametra-tanana @ ilay mpametra-tanana? Sa ny azy afaka ho azy ?? Sa izy tenany inany no manao azy dé mety..??? :roll:
13. ikaretsaka
(
11/11/2008 22:50)
naveriko fa le mba eo alohan'ny le molle @ le formolle de saika faly aho
15. fijo
(
12/11/2008 23:21)
varina rabila le,
mahazo mifaly ihany ialahy,fa ny anay anie ka le teny soa sady mora tanteraha ary mampiakatra any andanitra hoe"miteraha ka mamenoa ny tany "no tena teny filamatra e.

16. prime
(
14/11/2008 09:21)
badboy:... Izay no nanaitra anao dia izay ihany no notsongainao fa izay mety nambarany manontolo mety tsy nohainoanao tsara... mila mihaino tsara rehefa manaraka toriteny na fampianarana na fananarana avy amin'ny tenin'Andriamanitra fa manjary mitsongoloka teny sy fambara no zavadehibe fa ilay hafatra tsy nisy voaray...
ny ilana ny fametrahantanana! Hoy izy : rehefa tsy mbola voapetratanana dia tsy afaka ny ota!!!!
17. ikaretsaka
(
14/11/2008 19:13)
mahagaga fa rehefa mtsimpona de mety le hoe "mitsongo" izay manaitra
fa rehefa mitsongo izay manaitra azy any an-kafa le namana de kianina fatratra

20. fijo
(
15/11/2008 22:09)
ie,na izay teny nanaitra ihany ,de iny no ampiasaina araka ny hitiavana azy eo