Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fanilometissa
(
05/11/2008 13:00)
mba andefaso hira e
mba handefaso hiran'i Y Zit lay hoe "aza avela" fa tiako be lay izy nefa zah tsy manana ny tonony, mba te hihira mafy ref mba mandeh amin'ny radio sy tele
dia misaotra mialoha e
:oops: ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 13:16
bhiaulat
(
05/11/2008 12:07)
mangataka tonon-kira, ny lohateny tsy tadidiko
Tsy tena haiko ny titre-an'ilay hira fa ny tadidiko fostiny dia misy an'ity phrase ity ao @ ilay hira:
Omeo ny fo-ndry izy ry anina ; raiso an-tanadroa izy fa fanina
Indry no miaraka aminy ndry iha...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/11/2008 15:37
Lejoba
(
05/11/2008 12:04)
Barack Obama US President
ARAHABAINA DAHOLO EH
Dia fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao fa lany i Barack OBAMA.
Endrika vaovao indray no hiseho eto an-tany.
Dia ento am-bavaka tsy ho vonoin'ny Ku Klux Klan. Amisavisàn...
tohiny
novalian'i rca ny 20/11/2008 09:26
malala1
(
05/11/2008 08:28)
madagascar2
efa nisy nahita ny pub ve .
hivoaka tsy ho ela...
tohiny
novalian'i soanja ny 16/01/2009 20:42
xxx
(
05/11/2008 08:24)
boky
ohatry ny hoe fianakaviana iray izany ny olona eto amin'ny serasera ny fijeriko azy. Atao hoe ville kely iray dia i hery no president mitantana azy.
Raha hamoahana boky ve dia mila mangataka droit d'...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/11/2008 09:17
ni81
(
05/11/2008 07:48)
Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
Ahoana ny famaritanareo ny hoe: NAMANA? Eo amin'ny lahy sy vavy, eo amin'ny samy vehivavy na eo amin'ny samy lehilahy....
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 28/11/2008 23:36
soanja
(
05/11/2008 06:21)
Hatsarana tsy misy toy izany androany!!!!!
Isaorako anao nanohana sy nandray.
Ny finoana fa ho iray!
Ka hotanteraka ilay faniriana
Izay efa ela niafiana.
Asa mafy tsy azo an-tsaina
Fa ho reherehan'ireo miaina.
Tsy ho firenana iray ihan...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 10/11/2008 07:52
ravatorano
(
05/11/2008 05:17)
barack obama : filoha ameriknina faha 44
tsy azo isalasalana intsony izany izao fa dia lasan'Ingahy Barack Obama ny toeran'ny filoham-panjakana amerikanina ary izy izany izao no faha 44 hitana io toerana io .
Sambany eo amin'ny tantaran-dry...
tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 13:19
tslem
(
04/11/2008 22:33)
mba vonjeo fa manondrana lé poste de travail
Tsy izany fa izao:saika nisy installation nataoko dia voa-clic clic teo daholo zavatra bedebe d farany nanjavona tsy hitako intsony hatramin'ilay oe lecteur CD-ROM/DVD angah izy izay fa ilay hoe HDD(C...
tohiny
novalian'i wanalen ny 13/11/2008 18:57
sitlo
(
04/11/2008 22:27)
vetso tonokalo
Afaka ampiana karazany iray ve ny tononkalo hoe "mpamadi-dela"? Mahafinaritra ahy mantsy ireny nefa tsy hitako izay safidy anasivana azy. Ohatra ilay "gros dodu de mon dindon", sy "manidina misidina t...
tohiny
novalian'i sitlo ny 08/11/2008 17:50
sakaizakely
(
04/11/2008 20:32)
lahy sa vavy
Miala tsiny fa @ teny vahiny
tsy mety raha vao adika teny gasy
[b]Réponse d'un informaticien [/b]
Un micro-ordinateur est de sexe féminin pour les 5 raisons suivantes :
* À l'exceptio...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:40
xxx
(
04/11/2008 20:15)
mba asio hirany mirado anjeliko ee
slt daolo eee, zay mba te ahazo le hirany mirado anjeliko de mba asio ao rah misy manana na mahita eee, na de tsy mankafy aza de mba andefaso zay eee, tsara fanah daolo nareo,hihihihihii, de maztoa ee...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/11/2008 07:37
Kikila
(
04/11/2008 19:35)
embona sy hanina
tsi misy hafatra
...
tohiny
novalian'i bezity ny 06/11/2008 13:06
xxx
(
04/11/2008 18:40)
Décès de Dadah de Fort Dauphin
Dadah de Fort dauphin est décédé le lendemain de son spectacle.
Le rendez-vous pour la présentation des condoléances est fixé à 20h à la gare du RER (A) à Brie sur Marne Jeudi 6 Novembre 20...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 17:24
xxx
(
04/11/2008 18:20)
Iza ary no handresy ô?????
Obama sa i McCain??????? :-w Ny hevitrao....?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 18:02
endry
(
04/11/2008 15:08)
ilay anjeliko
mba tediavo kely ange azafady ilay hira ny mirado iny ilay hoe:" ilay anjelikony "iny fa tena tiako iny hira iny.Izany moa rangah fa izaho ange mankafia any serasera foana ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/11/2008 17:48
TSHITTA
(
04/11/2008 11:30)
hitady hira
salut daholo,
mba misy afaka anome ahy ny tononkiran'i Voahangy ilay hoe FITIA TSY TANTERAKA VE?
Misaotra mialoha
Thitta...
tohiny
novalian'i TSHITTA ny 07/11/2008 10:39
salopard
(
04/11/2008 09:07)
OBAMA Vs MC CAIN/ resaka toe-trandro
satria:entre soara sy alina io
1)ho hita eto na tsy tia soir ( tsy tia antitra na gerentophobe) na tsy tia nuit (tsy tia maizina na raciste) ny amerikanina
2)Fa ny sûr dia tsy ho maison blanc...
tohiny
novalian'i vale ny 04/11/2008 16:08
Noue
(
04/11/2008 08:37)
zava-poana ihany no eto an-tany
sao dia mba misy mahafantatra oe iza no mihira n'io sy ny tononiny oooo
merci d'avance eeee :-* :-* :-* :-*
fa....zava-poana ihany no eto an-tany
sentosento lava no sady tomany
baiboly no ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 05/11/2008 07:34
Mandefitra
(
04/11/2008 06:38)
Zanaka vavy
Asa nareo raha naharaka ilay vonon olona teo Mahamasina : hay ny zanany faravavy sy ny sipany ihany no namono ireto RAR sy ny mpanampiny.
Ny zavatra tsikaritro koa dia rancuniere (manao otripo v?) be...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:57
