Barack Obama US President

1. Lejoba ( 05/11/2008 12:04)
ARAHABAINA DAHOLO EH
Dia fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao fa lany i Barack OBAMA.
Endrika vaovao indray no hiseho eto an-tany.
Dia ento am-bavaka tsy ho vonoin'ny Ku Klux Klan. Amisavisàna ny ratsy hono, hiavian'ny soa.
=D> =D> =D>
novalian'i rca ny 20/11/2008 09:26
2. fahamarinana ( 05/11/2008 12:08)
:arrow: andraso aloha lejoba hi-savourer ilay androany aloha kah... :-$ (l)
3. vale ( 05/11/2008 12:45)
Lejoba:

ARAHABAINA DAHOLO EH
Dia fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao fa lany i Barack OBAMA.
Endrika vaovao indray no hiseho eto an-tany.
Dia ento am-bavaka tsy ho vonoin'ny Ku Klux Klan. Amisavisàna ny ratsy hono, hiavian'ny soa.
=D> =D> =D>


Ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii, FALY TSY MISY OHATR IZANY AHO FA LANY LAY NANDRANDRAIKO !!!!!!!!!!!!!!!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
4. ikaretsaka ( 05/11/2008 15:37)
le pozin'i Mc Cain le vo niova mangamanga i penn sy i California sy i NM no tena nampalahelo ko..ry zalahy nanatena an'ireo dia hoe amboariny @ Florida
kanjo na i florida aza lasa manga no nampalahelo
5. rabilabila ( 05/11/2008 17:01)
Na izany na tsy izany kosa aloha dia tena " digne" ny kabarin'i Mc Cain , un bon perdant!!
6. ikaretsaka ( 05/11/2008 17:03)
tena tsy nety azoko sary an-tsaina ny heo hisy hanao ireny ny mpanao politika gasy rehefa resy an... meme na ny frantsay aza
7. rabilabila ( 05/11/2008 17:14)
Satria ny mpanao politika malagasy , maro ny tsy mahafantatra ny tantarany ( mbola tsy teraka aho tamin'izany ........),ny formation -ny eoropeana daholo matetika .
Ny frantsay indray nombrilistes no betsaka ,jereo izao i Sarko fa ndeha hisolelaka an'i Obama mba hi-exister sur la scène internationale .Pitoyable!!!!
8. sipagasy ( 05/11/2008 17:35)
ountss efa sur la scène internationale kosa i Sarko e!!!! aza mamorona hoaaa..
9. ikaretsaka ( 05/11/2008 17:39)
hisolelaka an'i babama zao lery ko mba mody hanatsara pasporo an lafrantsa...
raha i cacain no lany teo dde nosolelafany koa :wink:
10. niryna ( 05/11/2008 17:41)
Arabaina tokoa izy nahazo fandresena.Tsy mora kanefa raha ny vahoaka rehetra no niaraka nirohatra nizotra nifidy ary samy nivavaka avokoa vao nandeha nifidiny dia mipaka ny hafatra e.

Izy no vao president mainty hoditra voalohany( president faha 44) hatramin'ny taona 1780-1797 (president Washington-president voalohany ) ka hatramin'ny president faha 43 ,president Bush 2001-2009- president farany).

Faly ny vahoaka,mila miezaka ny tsirairay hanao ny asa tsara ,ny ankizy hianatra tsara ,ny vahoaka hiaraka hizotra sy hifanampy anarina ny tsy mety ireo mpitondra
Tsy mora ny mitondra sy manarina ny harena ary dia miangavy ny rehetra koa mba hitohy hivavaka ireo mpitondra mba omen'Atra saina ,hery sy tanjaka ary andeha amin'ny fahamarinana hatrany

Ny fahamarinana manandratra ny firenena; Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona. Ohabolana 14 :34

Raha miaraka mirotsaka manerina ny tsy mety ireo mpitondra dia hiverina indray ny toe-karena. Tsy mora kanefa tsy ho vita vetivety koa izany fa samy miandry fotoanany avokoa sy hezaka ho an'ny rehetra ary mihaino ny feon'ny vahoaka araka ny teniny.
11. rabilabila ( 05/11/2008 18:26)
sipagasy:

ountss efa sur la scène internationale kosa i Sarko e!!!! aza mamorona hoaaa..


Oadray!!! mamorona amin'ny ahoana ary !! Obama va lui faire de l'ombre .
Inona ny poids-n'i Sarko raha mivoaka amin'ny sehatra eoropeana ? et encore !!
Obama est juste planétaire !!!!!!! et sans bling !bling! silvouplé oops!!


12. sipagasy ( 05/11/2008 18:28)
rabilabila, aleo samy manana ny hanitra ho azy e! izay no fahendrena sy meti² kokoa.
13. caprio ( 05/11/2008 18:43)
lejoba:tsy mazava amiko ilay teninao we:fifaliana ho an-zao tontolo zao,f'angaha i Obama lany filohan-zao tontolo zao?saaaa :lol:
14. fijo ( 05/11/2008 21:48)
fantatra erantany sarkox,fa tsy amin'ny zavatra tsara.ary marina io hoe mpisolelaka io ny mpitondra antsika eto frantsa.
15. vale ( 05/11/2008 23:15)
fijo>:-D :-D :-D kinga mihintsy izy nandefa fiarahabana, :lol:
16. ikaretsaka ( 05/11/2008 23:30)
n a le poziny aza
17. rakapy ( 05/11/2008 23:48)
Dia mahafinaritra aloha raha toa ka efa sahy mifidy olona ohatra an'i Obama ry zareo Amerikana.
Marina ny tenin'Ika hoe ahoana no fakana sary an-tsaina ireo mpitondra gasy sy ny any @ tany hafa hoe hanao fihetsika hoatra an'i Mc Cain rehefa resy. Mbola mila fianarana maro ny mpitondra antsika.
Ny mahatsikaiky ahy @ ity resaka Obama ity koa dia ilay fomba fanovan'ny olona ilay tantara fa hoe" Mainty na Black na noir" i lery!
Nefa anie i lery ka half white koa e!
18. vale ( 06/11/2008 08:03)
ye, lazaindreo oe mainty , black, anefa oul metisy, sa ilay volon-kodiny angaha?! raha tena mainty 100% no teo mety hafa ihany ny fandehany a! izy metisy de ohatry ny tsy de nampaninona ny maro, fa raha ny fanavankavahana misy any ve ho lany teo izy raha mainty pure?! :roll:
19. vale ( 06/11/2008 08:05)
ikaretsaka:

n a le poziny aza


ika:
:-D :-D :-D :-D

Ny fihetsika nataon'i Mac Cain aloha maha-te hidera eee, na dia teo aza ny deception dia nanao izay tokony ho nataony ihany izy. rahoviana marina ny any amintsika no mba hanao fihetsika tahak'ireny? hihi
20. fahamarinana ( 06/11/2008 09:09)
:arrow: ka na mainty % na 50% dia misy mainty foana izay,tsy mahafoana inona ny %...zà ndray aloha dia tsy mahay na mbola mibahana ny fanavakavaham-bolokoditra any fa ny hita sy re dia n'aiza n'aiza misy foana io.Ary tsapa kosa raha ny any manokana fa efa maro kosa ny mainty mitana toerana ambony,sans parler ny artistes malaza rehetra ireny...mbola ho avy ilay andro e !! fa efa miha-misy kosa changement..na tapenana aza ny maso tsy ahita izay. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9094