Barack Obama US President
21. vale
(
06/11/2008 13:03)
...zà ndray aloha dia tsy mahay na mbola mibahana ny fanavakavaham-bolokoditra any
faham: taloha aloha tena loza mihintsy a, vao hitako tam télé omaly fa taloha hono "il faut céder la place aux hommes blancs" rehefa any anaty bus, tena gaga aho, ka azo lazaina angamba fa efa nihena io racisme io amzao eee, fa raha tsy nisy koa ny tolona nataon'ingahy Luther King mety mbola niseho foana ny fanjakazakan'ny fotsy hoditra a!!!!!!!
22. Lejoba
(
06/11/2008 13:20)
Caprio :tsy mazava amiko ilay teninao we:fifaliana ho an-zao tontolo zao,f'angaha i Obama lany filohan-zao tontolo zao?saaaa
Tsy arak'ialahy ve izany eh? Ny fanapahan-kevitra raisin'ny any Zamerika lesy misy fiantraikany @ fiainanantsika eran-tany ah.
Inona moa no nahatonga ity crise économique mondiale ity fa tsy lanin'i Bush tany Moyen Orient ny vola. Avy eo nadoboky ny sub-primes ny banky satria tsy afaka nanavotra azy ny fanjakana. Azo inoana fa raha tsy miasa mafy @ lafiny ekonomika Ra-Obama dia hirodana ara-toekarena ny occident ary puissances vaovao tsy ampoizina indray no hiakatra, saingy mbola tsy ao anaty liste d'attente i M/kara
snif snif :snif: :snif:

23. vale
(
06/11/2008 16:31)
Ny fanapahan-kevitra raisin'ny any Zamerika lesy misy fiantraikany @ fiainanantsika eran-tany ah.
yé, marina mihintsy izany kaaa! :)
24. caprio
(
06/11/2008 19:02)
lejoba:Tena diso be zany,fa maro ny firenena tsy miraharaha an-zany lezamerika zany,ary mba araho tsara ny tantara leroa fa io krizy io tsy eran-tany zany an
25. ikaretsaka
(
06/11/2008 20:31)
vitsy fa tsy maro ka
na any Kore avaratra aza miraharaha ihany fa mody fanina..
eny fa na ny gasy aza..
io tsy misy hafa @ le hoe tsy ti zamerla hono nefa manao jeans sy mitsako siligaoma :°)

26. tywa68
(
07/11/2008 11:01)
Tena nahafinaritra kosa aloha hoe lany lery ary be da be zany ny fotsy naka azy, fa mety tsy sahy niseho masoandro fa mody be fika hoe républicains ...
Fa i Mc Cain kosa anie efa erreur h@voalohany fa toa tena tsy masiaka fijery ohatran'ny kala Sarah Palin e (porofo zao ireny teny navoakany ni-féliciter an'i Obama ireny hoe hanohana sns... efa niteny ny vahoaka sns... aleo ho an'ny tanora ny ady fa mbola ho lava ny lalana e ! efa niteny i Obama fa tsy vitany @ mandat 1 daholo ny nampanantenàny, d efa mampiomana lery fa mety hijanona ela2 ho prezidà ! krizy be koa ! sady naka jiosy hanampy azy hikirakira vola e :°)
Fa manome espoirs ny madinika lery d aleo aloha hanao eo e :lol:

27. rca
(
16/11/2008 08:46)
Ahoana daholo aryeee, vaovao aho , raha manoratra amn'ity diasporo ity , momba le voasoritra ery ambonye!!!!!!!! marina fa lany obama mainty hoy americane ,ary frantsa ndray niteny hoe: metisse, ny filoha itali niteny hoe: bronzé ......
Fa izao no tena hantsany kely, nifidy filoha hafa hoditra i americane, akatokiny crise eran'izao tontonlo izao, nefa lay crise ra jerena de ao americane no nandohany izany, fanomezany trano hoany tsy manana moyen , niteraka dette hoany banky......, izay nolazainy sarko taminy americane filoha amizao bush tsy fisolelahana mihitsy, . sarko tsy mi solelaka ssatria, americane ange amin'izao tsy toy ny taloha intsony. Obama betsaka ny ezaka ataony mba ho tafaharina ny america, sanatria re izany K.K.K izany,
" za tsy miteny hoe amban'izao tontonlo izao". De mba te halala hevitr"anareo re za situation crise ty eee? ahoana ity nosy Mada ntsika ity

28. naughtyboy
(
19/11/2008 18:19)
voalaza
lejoba:Tena diso be zany,fa maro ny firenena tsy miraharaha an-zany lezamerika zany,ary mba araho tsara ny tantara leroa fa io krizy io tsy eran-tany zany an
diso de diso tko mbola tsy henony caprio ngamba le oe ra mievona ny bekinta na eropa de voany sery ny rehetra fomba fiteniny reo ekonomista erantany io ..

29. rca
(
20/11/2008 09:26)
De misaotranao ary, fa tsara raha tsy eran_tany, ny ahy mako mailo aho aminy fireneko, Mada sao lahy