Hatsarana tsy misy toy izany androany!!!!!

1. soanja ( 05/11/2008 06:21)
Isaorako anao nanohana sy nandray.
Ny finoana fa ho iray!
Ka hotanteraka ilay faniriana
Izay efa ela niafiana.
Asa mafy tsy azo an-tsaina
Fa ho reherehan'ireo miaina.
Tsy ho firenana iray ihany
Fa ho planeta iombonantsika izany!

Miarahaba ny rehetra ny tenako. Afapo sady faly. Mahiratra ny masoandrom-piainako. Enga anie hitohy hatrany. OBAMA IO NO FILOHA!!! YES WE CAN!!!

novalian'i tywa68 ny 10/11/2008 07:52
2. tess ( 05/11/2008 06:25)
yesssssss! :°)
3. xxx ( 05/11/2008 06:32)
:°)
4. soanja ( 05/11/2008 06:33)
Malehova , mahalasana e!!!! Fety be da fety be aty aminay!!! zovy no tsy handihy, zovy no tsy hilofo. Tafita ihany lahy ilay lakan-kely naevaevan'ilay ranomasim-be!!!!! Roso ny dia! =D> =D> =D> =D> Mivadika ny tantara! Ny omaly tsy ho anio. Aiza ny akama bonina rehetra! Ndao hifety e!!!!
5. tess ( 05/11/2008 06:35)
NA IZAHO AZA tretrika ry soanja ah! nanohana an'io hatram farany devant ny tv :-D :°)
6. tess ( 05/11/2008 06:35)
fa dia hanaraka ny f iovàna izany :wink:
7. fahamarinana ( 05/11/2008 06:37)
:arrow: obama ihany,obama hatrany,obama irery ihany....ohatran'ny mba mipetraka any zamerika ery aho o ? fa mba nanaraka ary tena faly be .Tsy fantatro izay fiovana entiny ho ahy fa faly fontsiny zao e ,faly ho anareo namana any !!!! :D (l)
8. tess ( 05/11/2008 06:42)
HOY ILAY hira mande am radio io maraina be io
ô ba ma ma , ô ba ma ma, bamama split.....HIHIHIHI!
banana split n'i lio....
9. fahamarinana ( 05/11/2008 06:50)
:arrow: njy ity kouh tena tsss...lio ve akia ? tsy mba ilay hira vao navoakan'ny Cie créole ho an'ny obama iny akory...
http://www.dailymotion.com/video/x6cygx_la-compagnie-creole-chante-pour-oba_news :D (l)
10. ni81 ( 05/11/2008 06:58)
obama ihany,obama hatrany,obama irery ihany....ohatran'ny mba mipetraka any zamerika ery aho o
hum mampahatsiahy ny tany dago fahiny io fomba firesaka io an! :-D :-D fa dia arahabaina izany nareo zamerikanina e oeeeeeeeee :lol:
11. fahamarinana ( 05/11/2008 07:16)
:arrow: zà oah gasy fa tia fiovana ihany koa na tsy mahakasika ahy manokana satria tsy mitoetra any... oé oé ...oé !!!:D (l)
12. ni81 ( 05/11/2008 07:38)
zà oah gasy fa tia fiovana ihany koa na tsy mahakasika ahy manokana satria tsy mitoetra any... oé oé ...oé !!!
=)) =D>
13. xxx ( 05/11/2008 08:35)
tsara izany e, manaova fety sambatra

tsy nisy isalasalana ange ilay izy fa na dia ny anarany aza dia miteny ho azy e, il a CASSE LA BARAQUE OBAMA
:lol:
14. fahamarinana ( 05/11/2008 08:48)
:arrow: xxx,tsy ratsy koa iny marina! :-D (l)
15. sipagasy ( 05/11/2008 10:45)
arahabaina ianareo malagasy monina any zamerika izany e!!! dia mba hitondra rivo-baovao eran-tany anie ny fahasahiany nijoro no filoha.
16. tess ( 05/11/2008 10:52)
fahamarinana:

:arrow: njy ity kouh tena tsss...lio ve akia ? tsy mba ilay hira vao navoakan'ny Cie créole ho an'ny obama iny akory...
http://www.dailymotion.com/video/x6cygx_la-compagnie-creole-chante-pour-oba_news :D (l)



:-D :-D :-D ka io ary no hira henoko vao maraina kou! na ny aty aminay aza nge mba faly e! ny amerikin rehetra monina aty nifidy an'i obama doll :°)

fahamarinana merci tam lay jereo eto fa manadrapaztoko hanokatra an'io alou hihihih
17. xxx ( 05/11/2008 10:53)
:°)
18. ni81 ( 05/11/2008 10:59)
hoy i xxx16 :°)
=)) =)) =)) =))
19. fahamarinana ( 05/11/2008 11:01)
:arrow: tess : dia eo ndry sy ny tranondry zany...
xxx16 : zà koa mahay... :°) :°) (l)
20. tess ( 05/11/2008 11:11)
17. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 05-11-2008 11:59:51
Lohateny : Re : Hatsarana tsy misy toy izany androany!!!!!
hoy i xxx16
:-D :-D :-D :-D ndry ity ry ni manapatsinay be :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1262