Hatsarana tsy misy toy izany androany!!!!!

21. ni81 ( 05/11/2008 11:32)
tess : dia eo ndry sy ny tranondry zany...
xxx16 : zà koa mahay...
=)) =)) =)) =))
o ry fahama a: mody lazao hoe jereo eto Ambondrona ange e! fa kinga ery hijery io tess io! efa tratra tany @ ilay hira nalefan-dratonga tany ambadika tany mantsy =)) =)) =))
22. tess ( 05/11/2008 11:39)
indry ndray mantsy no manolo-tsaina an'i fahama eo ry ni an :-D :-D :-D :-D
23. ni81 ( 05/11/2008 11:42)
indry ndray mantsy no manolo-tsaina an'i fahama eo ry ni an
zà ange manolo-tsaina tsara fa tsy ratsy e! :lol: :lol:
24. Lejoba ( 05/11/2008 11:55)
Marina izany eh
ARAHABAINA DAHOLO EH. Misy fanantenana vaovao ho an'ny hafa volonkoditra.
Izahay eto France fa tena faly be nanaraka ny parcours-n'i Obama hatr@ naha-sénateur azy. Sady tanora no vahiny. Ho anay mipetraka an-tanin'olona izany tena zava-dehibe.
Il va changer la face du monde
Jésus ve, oui oui oui
:P :P :P =D> ^:^ ^:^ ^:^ =D>
25. tess ( 05/11/2008 16:47)
ni81:

indry ndray mantsy no manolo-tsaina an'i fahama eo ry ni an
zà ange manolo-tsaina tsara fa tsy ratsy e! :lol: :lol:

milay ka! atokisana


:-* :wink:
26. vale ( 05/11/2008 17:01)
soanja:

Isaorako anao nanohana sy nandray.
Ny finoana fa ho iray!
Ka hotanteraka ilay faniriana
Izay efa ela niafiana.
Asa mafy tsy azo an-tsaina
Fa ho reherehan'ireo miaina.
Tsy ho firenana iray ihany
Fa ho planeta iombonantsika izany!

Miarahaba ny rehetra ny tenako. Afapo sady faly. Mahiratra ny masoandrom-piainako. Enga anie hitohy hatrany. OBAMA IO NO FILOHA!!! YES WE CAN!!!



Faly beeee aho ny nahalaniany eeee....

(l) (l) (l) =D> =D> =D> (l) (l) (l) , sady faly koa nahita an'i Soanja eto indray, efa elaela ihany manko izay! :) :-*
27. vale ( 05/11/2008 17:03)
Lejoba:

Marina izany eh
ARAHABAINA DAHOLO EH. Misy fanantenana vaovao ho an'ny hafa volonkoditra.
Izahay eto France fa tena faly be nanaraka ny parcours-n'i Obama hatr@ naha-sénateur azy. Sady tanora no vahiny. Ho anay mipetraka an-tanin'olona izany tena zava-dehibe.
Il va changer la face du monde
Jésus ve, oui oui oui
:P :P :P =D> ^:^ ^:^ ^:^ =D>



(l) (l) (l) =D> =D> =D> (l) (l) (l) milay less Lejoba aaa, zà koa faly mihintsy eeeee :wink: :wink: :-*
28. dalie ( 06/11/2008 06:57)
Mahafaly ny fiovana any Amerika enga anie mba hisy toy izany koa ny aty amintsika
29. Papoose ( 06/11/2008 22:07)
tena ty zany vao hoe OH LA LA YES!!! :-D
30. rakaroka ( 07/11/2008 01:55)
Ohhhhhhhhh Yeeeeeeeeesssss We caaaaaaannnnnnnnnnnnnn S O A N J A

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (
as this song-*
http://fr.youtube.com/watch?v=BbfimMuFLTg&feature=related :
Dia faly tafahoana indray akia, sady nahatsiarotsiro anjy sy ny fironana h@ voalohany an'io aho. Dia to izy 'zao!
:-* :-* :-*
31. soanja ( 07/11/2008 02:22)
Manitra be raho =D> =D> =D> =D> ! Hoy izahay any Atsimo.

Miarahaba ny namana tsy foy rehetra eto indray. Misaotra indrindra nanohana sy nahatsiaro ary miray firehan-kevitra amin'ity tolona lava atrehana amin'ny fiainana ity. Tsy maintsy miatomboka amin'ny bitika indrindra anefa ny zava-drehetra vao mivelatra amin'ny goavana iray loha.
:-* :-* :-* :-* :-* :-* Ho an'ny namako rehetra izay ela tsy nifandray teto; Sahirana be tokoa aho na dia mahatsiaro anareo foana aza.
Mahafinaritra ahy foana ny midinika eto. Mamangy mandalo ihany rehefa tahak'izay.

Ampitiavana mitafotafo daholo. Soanja
32. cutie ( 07/11/2008 16:12)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 05-11-2008 07:21:04
Lohateny : Hatsarana tsy misy toy izany androany!!!!!
Isaorako anao nanohana sy nandray.
Ny finoana fa ho iray!
Ka hotanteraka ilay faniriana
Izay efa ela niafiana.
Asa mafy tsy azo an-tsaina
Fa ho reherehan'ireo miaina.
Tsy ho firenana iray ihany
Fa ho planeta iombonantsika izany!

Miarahaba ny rehetra ny tenako. Afapo sady faly. Mahiratra ny masoandrom-piainako. Enga anie hitohy hatrany. OBAMA IO NO FILOHA!!! YES WE CAN!!!

sali njy
Tena nahatsiaro an-jy mitsy za t@ talata alina hihihihi.
Zay za vo nifidy hatramizay niainako :):):)
33. Samoana ( 07/11/2008 16:21)
Tafiditra anaty tantara avokoa na ianareo nifidy na ilay nofinidy e ^:^ . Fandresen'izao tontolo izao io zava-miseho ao zamerika io satria mamoa fanantenana ho an'ny olona te hivoatra tsy misy an-kanavaka.
Finoana, Fanantenana ary Fitiavana no ady eo, hoy ny fitenin'ny beantitra :wink:
34. cutie ( 07/11/2008 17:12)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
35. sitlo ( 07/11/2008 18:09)
Ny nahagaga ahy dia ilay olona mankany an-tokotany amin'ny alina dia mandihy eny an'arabe.

[center][/center]
36. ftma ( 07/11/2008 18:10)
cutie: za nijery télé t@ 4 maraina sao mahita anjy ny fety tany @nareo no hita matetika tao
37. cutie ( 07/11/2008 19:52)
hihihihihihi zany ve
Isaky ny quartier nisy fety de zay no tsy nahitan-jy ahy . Nefa hono I look good on TV :-D :-D :-D :-D :-D
38. fijo ( 07/11/2008 22:27)
faly aby isika,fa tandremo,sao anao radidy tamin'ny 1975 an.
39. soanja ( 08/11/2008 06:54)
Ny fahitako ny fitondrana izay hotadidim-bahoaka ny hamaminy ry Fijo dia ny fahalalana ny fiakarana hatramin'ny Momentum. Io Momentum io dia misy fetrany. Io no fotoana hanaovanao ny tsara indrindra sy ny soa indrindra ary mijanona ho fahatsiarovana mafonja ao am-pon'ny entina ny vitanao rehetra. Raha tsy mahalala an'io fetra io ny mpitondra iray dia heveriko fa tsy HENDRY izy ka tsy mahataka-davitra na tsy mahalala ny atonony. Ny olana anefa izay mitondra rehetra ka efa nigoka ny tsiron'ny fahefana dia mitovy amin'ny fahafinaretana hafa rehetra ihany; te hanakatra ambonimbony kokoa sy bebe kokoa ka zary hanitsaka ny zon'ny hafa ary hanimba ny hatsarana efa naoriny ho azy.

Tsy misy mahalala firy an'i Obama isika fa ny asa hapetrany no itsaranan'ny tantara azy. Ny hany betsaka indrindra ananantsika dia ilay FANANTENANA!
Sambatra izay manantena fa manan-javatra andrandraina! Soanja
40. tywa68 ( 08/11/2008 09:42)
Marina mihitsy ny anao ry Soanja, ny asa vitany no hitsaràna azy, fa mandrapa aloha d feno fanantenàna ny madinika sy osa : tsy ny tao amerika ihany fa eran'izao tontolo zao d betsaka ny faly noho io fiovàna be io !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3169