Tywa68, ny hany azo anampiana an'i Obama koa dia ny mivavaka ho azy amin'ny mba hananany fahendrena sy fahasalamana ary fitoniana hafahany mamita ny asa goavana tsy mora izay atrehany. Ny fiara-miotran'ny rehetra vonona hanova ny tenan'ny tsirairay avy sy ny fisian'ny fanantenana/fahatokisana ho an'ny rehetra dia manampy azy tokoa.
Mitomboka amin'ny bitika indrindra ny fitiavana te hiova ary miafara amin'ny goavana indrindra. Ny asa mifandraika amin'izay fiovana izay ka atao antsitrapo sy ampitiavana dia hitondra amin'izany. Izay no hafatra tiany ampitaina.
Misaotra nanoratra. Soanja