zava-poana ihany no eto an-tany

1. Noue ( 04/11/2008 08:37)
sao dia mba misy mahafantatra oe iza no mihira n'io sy ny tononiny oooo

merci d'avance eeee :-* :-* :-* :-*

fa....zava-poana ihany no eto an-tany
sentosento lava no sady tomany
baiboly no fanafodin'izany
ka hoy aho hoe !
répondu par fahamarinana le 05/11/2008 07:34
2. fahamarinana ( 04/11/2008 08:39)
:arrow: ndraso aloha fa ho avy eo ilay specialiste kelintsika iny...(ni81) (l)
3. ssendra ( 04/11/2008 08:42)
fahamarinana:

:arrow: ndraso aloha fa ho avy eo ilay specialiste kelintsika iny...(ni81) (l)



:-D
4. xxx ( 04/11/2008 08:46)
5. fahamarinana ( 04/11/2008 10:54)
:arrow: tsisy hafa ankoatran'ny :°) angaha ry xxx3 ? (l)
6. ni81 ( 04/11/2008 11:46)
ndraso aloha fa ho avy eo ilay specialiste kelintsika iny...(ni81)
aoka marina e! :-D :-D :-D
tsisy hafa ankoatran'ny angaha ry xxx3 ?
=))
7. Noue ( 04/11/2008 13:37)
:-D :-D :-D :-D :-D

bon ! dia matoa ny specialiste antsika tsy nanomé dia tsy hainy zany aaa ! :)
8. ni81 ( 04/11/2008 13:52)
bon ! dia matoa ny specialiste antsika tsy nanomé dia tsy hainy zany aaa !
tsy tadidy intsony marina e! :-D :-D nareo ireo an!
9. ssendra ( 04/11/2008 18:09)
fahamarinana:

:arrow: tsisy hafa ankoatran'ny :°) angaha ry xxx3 ? (l)



:-D :-D :-D
10. fahamarinana ( 05/11/2008 07:34)
:arrow: aza ampifilafilaina moa i noue ry ni a...inona ary ty ! oviana ndray no tsy nahita hira izany njy ? :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861