madagascar2

1. malala1 ( 05/11/2008 08:28)
efa nisy nahita ny pub ve .
hivoaka tsy ho ela
novalian'i soanja ny 16/01/2009 20:42
2. fahamarinana ( 05/11/2008 10:09)
:arrow: tsa mbola aloha hatreto... (l)
3. malala1 ( 05/11/2008 10:49)
fahamarinana: miomana aza fa ohatry ny hahafinaritra izy io , hivoaka amin'ny noel angamba
4. malala1 ( 05/11/2008 10:50)
mba ento mijery an'io ange ny kilongandriko e
5. ni81 ( 05/11/2008 11:05)
fahamarinana: miomana aza fa ohatry ny hahafinaritra izy io , hivoaka amin'ny noel angamba
zany ry fahama a! lasa izao! :)
6. fahamarinana ( 05/11/2008 11:12)
:arrow: ho entiko tokoa sady tiany ilay 1er..misaotra e (l)
7. ainaheri ( 05/11/2008 12:31)
Indroa iany no itako pub t@ tele,any @ salle mandefa pub-n'iny fona(mlay ny fahitako azy) @ debut dec no mivoaka!!!

Mba saika hanontany za oe; mba mahazo ny anjarany ve dago @ io film io.??
8. lohataona ( 05/11/2008 14:25)
hitako tany @ cinéma t@ James Bond fa ratsy ny pub ary niverina rizareo nefa nihodikodina be tao anaty avion .
9. vale ( 05/11/2008 14:38)
hitako koa iny pub iny fa tsy en salle fa tam télé! fa mampime anah anie iny film iny ee, le antony nisafidianana ilay titre , misy pengouin sy lion ve kou!lol
ainaheri: humm, mpiditra salle matetika an, mbo presentéo amzay oà le oul fa tsss..
Début déc moa le izy teo?! ande mba hijery zany zah amin'io koh!!
10. ainaheri ( 06/11/2008 05:39)
vale>> Ngah kosa refa mijery cinema d tsy maintsy en couple doli ,d aona zany ny selibany?? tsy ahita filmE :-D :-D :-D ,asehoko eo iany refa misy eee :-P ;-)
11. fahamarinana ( 06/11/2008 05:54)
:arrow: ary vale zany taloha mpampiaraka any amin'ny ciné dia ilay mipetraka amin'ny seza faraparany...:-D
ainaheri : ka tsy maintsy aseho aloha ho tombanana kely ...am-pitiavana no haombanana azy an. :wink: (l)
12. vale ( 06/11/2008 13:08)
ainaheri:

vale>> Ngah kosa refa mijery cinema d tsy maintsy en couple doli ,d aona zany ny selibany?? tsy ahita filmE :-D :-D :-D ,asehoko eo iany refa misy eee :-P ;-)



:lol: ainaheri, asio haingana moa eeeeeee :°)
13. vale ( 06/11/2008 13:11)
faham: :-D :-D :-D :lol: kopindry ny fikako le, ka toa olondroa aby ny ankabeazany koa! hihi, anay tokoa taloha tany foana no mifanao fotoana, ao anatin'ny maizina ao afaka manararaotra tsara mifampiankinankina, tsisy mpijerijery! :-D .. romantika kosa koh! :-D :-D :-D :^)
14. malala1 ( 06/11/2008 14:29)
vale: dia maharaka film ihany ve amin'izany sa lasa nareo ndray no manao film

ainaheri: mba eto mijery film indray mandeha hoe
ka maninona tokoa moa raha mifanao fotoana aby de miara-mijery an'io e
15. ainaheri ( 06/11/2008 15:00)
=valeainaheri, asio haingana moa eeeeeee


Aiza misy ary eee hihihihi

malala1>> mety kou ilay hvtr an,za mety afaka @ zay
16. vale ( 06/11/2008 16:35)
vale: dia maharaka film ihany ve amin'izany sa lasa nareo ndray no manao film

de tsy hay tsony aky aa, maharaka kambo ee, sady tena liana be mihintsy mijery, mahita maminy be mihintsy , fa raha vao oul raika ohatry ny tsy de misy trirony ny film! :°) :°) :°)
17. vale ( 06/11/2008 16:37)
ainaheri: ountsss, lehilahy ohatr'izao ve de tsy ahita mbo mampiresaka aho hoeeee,:-D sa mbola mifantina??? :lol:
18. Fanjaibe ( 22/12/2008 02:45)
Tsy ilay forme no tsy tiako fa ilay fonds mihintsy.

Fialazana fa hoe na dia tsara aza ny naturel dia aleo ny mahazatra sy efa mety sao misy risque

19. kelly13 ( 22/12/2008 14:49)
misy primeur zay eto akaikinay de misy litchis ao aminy d ataony @ pancarte ngôda b oe "litchis en provenance de madagascar2"
20. booboo ( 23/12/2008 12:27)
hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1878