madagascar2

21. Samoana ( 23/12/2008 15:20)
kelly13/ :-D de nataony x2 koa ve ny vidiny :-D ?
22. Samoana ( 23/12/2008 15:23)
kelly13:

misy primeur zay eto akaikinay de misy litchis ao aminy d ataony @ pancarte ngôda b oe "litchis en provenance de madagascar2"


misy namanay indray isaky ny hiteny "Aix en provence" de ozizy hoe "aix en provenance" :-D
(somary HS fa tsiaro sendra niserana ny saina e :wink: )
23. Mirananirina ( 24/12/2008 13:26)
Ary efa misy koa ny boky eny aminy mpivarotra ,manify kely nefa lafo ery.
Efa misy lion sy ireny biby rehetra ireny tokoa ve any Dago izao,sao tara manko aho.Sa titre fosiny.Afaka jerena gratuit ilay boky ,vetivety dia voavaky
24. malala1 ( 08/01/2009 16:32)
Ary taiza i fahamarinana sy vale ary ainaheri tsy hitako tao 2 cine
tianareo ihany ve le film?
Fa misy zebra angaha any dago e. Sa tany st- diego le izy :-D :-D :-D
I like to moove it moove it
25. kelly13 ( 09/01/2009 16:38)
hay, d nanontany ahy zany ilay neveu-ko oe inn hono no hymne national an'i mada, d za nistyle b nihira d ozizy oe fanga tsy "I like to moove it moove it" pfffffff
26. booboo ( 09/01/2009 17:07)
:-D :-D :-D
27. kelly13 ( 09/01/2009 17:53)
o ry booboo a, aza laozanjy mivanitika eo sao poritra ka latsaka eo ze tsy tokony hilatsaka a, :-D :-D
28. Koditra ( 09/01/2009 22:07)
kelly13:

hay, d nanontany ahy zany ilay neveu-ko oe inn hono no hymne national an'i mada, d za nistyle b nihira d ozizy oe fanga tsy "I like to moove it moove it" pfffffff

=)) =)) =)) =)) =))
Soaiany zà fa nanao kousybb
29. diamondra27 ( 10/01/2009 11:47)
kelly wa de mahay mampime foana a :-D :-D
30. kelly13 ( 10/01/2009 12:30)
diamondra27>tsy za no mampimé fa ilay valitenin'ilay neveu-ko k :-D

koditra>pampers sa huggies? lollllll
31. Koditra ( 11/01/2009 15:31)
kelly13 : tsy aiko fa tsy zà tsinn no mividy sy mametaka azy :-D
32. soanja ( 16/01/2009 20:42)
malala1:

efa nisy nahita ny pub ve .
hivoaka tsy ho ela


Mino aho efa nahita an'ilay Movie amzay ianareo o. Nahafinaritra tokoa ilay izy raha oharina tamin'ilay voalohany raha ny fahitako azy. Tiako foana mijery an'i Afrika na film inona na inona.

Zavatra iray tiako zaraina eto fotsiny dia mba nanao pub koa aho nifandray tamin'ny fotoana nivoahan'ilay cartoon ka zay zaza te hiaraka amiko, Malagasy tenany fa tsy sarisary, na aminay Malagasy vitsivitsy hijery azy dia mandoa $20 avokoa. Hanaovana asa soa any Mada ny vola azo. Nigagana re fa dia saika hipoka ny toeram-pijerena ilay sarimihetsika. Niara nirohotra daholo izaahay rehetra ary nahatratra $600 ny vola voaangona tamin'io.

Koa dia faly tokoa ny tenako sy ny fikambanana ary isaorana tokoa ireo izay nisahirana nanamboatra ny film fa dia zaza eo amin'ny 30 eo no nahazo tombotsoa tamin'izany tany Madagasikara.

Mazatoa daholo ary mijery azy. Soanja


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1225