Tsy tena haiko ny titre-an'ilay hira fa ny tadidiko fostiny dia misy an'ity phrase ity ao @ ilay hira:
Omeo ny fo-ndry izy ry anina ; raiso an-tanadroa izy fa fanina
Indry no miaraka aminy ndry ihany no tena maminy.
Mba afaka alefanareo ve ilay tonon-kira dia ny anaran'ilay mpihira azy! Tadidiko aloha ilay clip e!
En fait ry zareo ohatrany fianakavina izany! Ao ny mamany sy ny zanany.
Misaotra mialoha Tompoko!