mangataka tonon-kira, ny lohateny tsy tadidiko

1. bhiaulat ( 05/11/2008 12:07)
Tsy tena haiko ny titre-an'ilay hira fa ny tadidiko fostiny dia misy an'ity phrase ity ao @ ilay hira:
Omeo ny fo-ndry izy ry anina ; raiso an-tanadroa izy fa fanina
Indry no miaraka aminy ndry ihany no tena maminy.
Mba afaka alefanareo ve ilay tonon-kira dia ny anaran'ilay mpihira azy! Tadidiko aloha ilay clip e!
En fait ry zareo ohatrany fianakavina izany! Ao ny mamany sy ny zanany.
Misaotra mialoha Tompoko!
novalian'i Lejoba ny 05/11/2008 15:37
2. Lejoba ( 05/11/2008 15:37)
Tsy hira t@ année 80 tany ve io?
Io ry ni81 ah, vonjeo ny ankizy eh
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7395