Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
02/11/2008 12:29)
famonjena
:( bjr daolo sao mba mety malala adiresy hakana vola ary hasiana antoka nereo fa tena latsaka an-katerena,misaotra mialoa (l) maika bé azafady ra azo atao zay mahalala...
tohiny
novalian'i nasandratra17 ny 01/08/2017 20:19
bibidia
(
02/11/2008 08:36)
RABODON'IARIVO tselonina)
mba asiovo accord ra maba azo tao e misaotra mialoha...
tohiny
xxx
(
02/11/2008 05:42)
Naoty
Salama ,
Faly miarahaba anareo rehetra ato @ fandefasana hafatra
Mba te hanotany ange azafady mba azonareo omena ve ny
naoty fitedrena gitara ,na koa ny fitadiavana azy ato @ tranokala
...
tohiny
diamondra27
(
01/11/2008 21:30)
omeo anay anio...
mba hafa kely ndray ity an
nefa tokony we ...omeo anay anio ny haninay isanandro
[url=http://img89.imageshack.us/my.php?image=painab5.jpg][img=http://img89.imageshack.us/img89/6154/painab5.th.jp...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/11/2008 08:25
xxx
(
01/11/2008 20:56)
hafatra voaray
Hono ho aho???
Tsy mety ve raha mba afaka manokatra hafatra voaray koa ato amin'ny forum, izany hoe rehefa miditra forum mba afaka manokatra hafatra fa tsy voatery mandeha miditra any amin'ny namana...
tohiny
ri
(
01/11/2008 18:12)
Mitady trano hofaina ao Cognac, na châteaubernard.
Manaona daholo!
Ho an'ny gasy (na vazah) mipetraka ao Cognac : sao mba manana trano ahofa ianareo ?
Hanao stage-na interprète ao mantsy za : du 8nov au 5décembre. Tsy nahavita nikaroka mialoha a...
tohiny
nororavel
(
01/11/2008 17:12)
Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava
Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava :
Ilay rangahy nanao ny brochure pour la démocratie dia olona dictateur, lehiben'ny fangalarana sy ny jadona ao @ assemblée nationale, i...
tohiny
novalian'i kaboushna ny 02/11/2008 17:55
ando007
(
01/11/2008 15:22)
Hangataka tonokira
Salut daholo mba mangataka ny hiran' i Freedom jah ilay mitovy feo @ slove indoneziane( ref: tiako ianao satria ianao ilay vady sahaza ho ahy mandrakizay ...................) ary ilay hiran'i Dafy "R...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 04/11/2008 10:52
endrika01
(
01/11/2008 10:52)
ANNIVERSAIRE !!!
Afaka andro vitsivitsy,zany hoe ny talata hoavy zao.Dia hankalaza ny faha -1 taona ny nidirana tato aminy namana serasera.org i endrika01.Aminy 4 Novembre 2008 izao:-P ,dia manantena i endrika01 fa ho...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/11/2008 08:51
Bita
(
01/11/2008 08:56)
Tany @ lamerie
Nisy bandy kely 2 nahita olona handeha hatao mariazy dia hoy ilay iray handao hanihaniantsika ireo mpanambady ireo!
Atao ahoana hoy ilay iray? Alohan'ny hidiran-dry zareo dia mihazakazaka avy aoriana...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/11/2008 12:02
xxx
(
01/11/2008 07:18)
perte marron
midika inona kay ny perte marron une semaine mialohan'ny regle sa normal zany...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 03/02/2009 23:35
xxx
(
01/11/2008 05:37)
diso ve za
diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana,mba mila hevitra serieux an,te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko n...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2008 22:43
rakapy
(
01/11/2008 02:52)
Ny tsy finoako no nahavonjy ny ahy(vavolombelona)
Sendra naheno resaka izay nataon'ity vehivavy iray t@ namany aho raha sendra nisakafo tao @ toerana fisakafoana iray.
Nilaza izy fa raha nino sy nanao izy voalazan'ireo mpampivavaka tao @ fiangonana ...
tohiny
novalian'i prime ny 26/11/2008 07:22
fijo
(
31/10/2008 22:11)
"ny tena finoana dia..."
maro ianareo mpino no milaza ,na mampiasa io fomba fiteny io.
ny tianareo ambara ve izany dia hoe"izay tsy mino toa anay dia tsy izy?"tsory raha izay dia ahngina izahay fa efa anareo ambongadiny ny f...
tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2008 09:48
baugany
(
31/10/2008 17:46)
lahatra sa anjara
lahatra sy anjara ve ny lalanim pifankaty...
tohiny
novalian'i Noue ny 07/11/2008 20:32
vahiny2004
(
31/10/2008 15:08)
sauce fihinana miaraka @ samos
Manao ahoana daholo,
inona kay ny sauce fihinana @ samos azafady ?
Dia ahoana ny fanamboarana azy
Misaotra ...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/11/2008 15:48
xxx
(
31/10/2008 14:40)
coran
sao mba misy afaka manoro hoe ahoana ny fomba famakiana coran, atomboka aiza
Raha baiboly izao no asaina vakian'ny olona tsy mpino dia amporisihina izy hamaky ny filazantsaran'i Jaona...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2008 22:19
diamondra27
(
31/10/2008 14:32)
voatavo
tratry ny halloween daholo e
ahoana le soupe potiron
cake potiron
totokena sy voatavo sns
de inon koa ny re7 hafa momba ny resaka voatavo
:-* :-* :-* :-* :* :* :* :* :* ...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:03
nanah75
(
31/10/2008 13:44)
malilo ninie donia
mba mangataka tonokira malilo azafady o
...
tohiny
thytijol
(
31/10/2008 11:51)
Mangataka hiraa
slt daholo indray, ho anareo izay manana ilay tononkiran'ny tarika isa,roa,telo; dia mba mangataka atsofoka ao anatin'ny lisitra tononkira, misaotra mialoha ho an'ireo namana hampiditra :wink: ...
tohiny
