Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81
(
27/10/2008 19:47)
mihomeheza
http://www.rigolus.com/index_images_bebe_3.php...
tohiny
novalian'i fitiatantely ny 29/11/2008 08:04
Bita
(
27/10/2008 14:25)
Malagasy any Tcheque
Nisokatra ny fikambanana Malagasy any Tcheque ka izay rehetra te hiditra ho mpikambana dia mahazo miditra daholo. Ka dia mba mandraisa anjara fa ny mita be tsy lanin'ny mamba e!
Mifampizara soa sy ny...
tohiny
novalian'i tolipy ny 14/02/2009 18:54
Bita
(
27/10/2008 14:14)
Iza @ ireo vehivavy mihinana glasay ary no manambady?
Nanontany ireo mpianany hono ity mpampianatra iray hoe. nisy vorona 3 teo ambony fil ary notofirin'ilay bandy kely t@ flesy ny iray ary dia maty firy sisa tavela teo ambony fil?
Dia samy namaly hoe 2...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 22/12/2008 13:13
bozyboleta
(
27/10/2008 14:13)
Offres d'emploi any ivelany
Gaga aho nahita ity offre ity tao @ moov.mg.
Efa nisy an'io posted ny 23/10/2008, dia io indray izany no valiny.
De asa raha mbola misy gasy taitra @ itony ihany.
Mbola tsy fay ny Bahamas.
Le iz...
tohiny
novalian'i fitiatantely ny 04/12/2008 13:07
pisomc3
(
27/10/2008 12:17)
iza ve no antitra sa izy mbola tanora?
manana fofom-bady aho d ny olana mis aminay dia izao : izy sady tia mivoaka alina no misotro toaka isaky fin de semaine , izy aloha zandriko fa iza no zokiny ( vehivavy aho manoratra ity) , ny ahy an...
tohiny
novalian'i maya21 ny 22/11/2008 13:50
venutia
(
27/10/2008 08:08)
mba toroy hevitra e!
Slt daoly,misy zavatra manahirana anà @ty resam-pitiavana ty ka mba mila toro hevitr fa ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra: misy bandy miarak@ko zay any,niaraka teny foana zay saingy izy madi...
tohiny
novalian'i maya21 ny 22/11/2008 14:01
milay1267
(
27/10/2008 07:22)
handeha hanasa lamba
slt doly
...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/10/2008 12:37
Bhiou
(
27/10/2008 06:46)
Hatraiza ny fitiavanao an'Andriamanitra? mety ahasoa anao...
Ohatran'ny ahoana no handraisanao izany Andriamanitra izany? Ny toerany eo amin'ny fiainanao, ny fanomponao azy... sns
Fantatrao ve nefa aloha fa fandaharan'Andriamanitra izao fiainanao izao? Eny fa ...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/10/2008 23:58
Alaina
(
26/10/2008 20:54)
Telefonina
Tsy haiko na dinika efa nandeha natsia fa mba manontany ny fomba hahafahana miantso any Madagasikara am-le mora. Mahita pub ihany fa ny ao Frantsa no possible misy 0,13 euro/min fa raha aty Italie kos...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 27/10/2008 04:12
ni81
(
26/10/2008 12:21)
Patsy RANARIJAONA
Malagasy ny rainy ary ny reniny vazà. Manana ny hira izay nampalaza azy izy, ary nisy koa hiran'ny mpanakanto malagasy nohirainy, toy ny hiran'i Bessa ohatra.
Ity ny hira nampalaza azy @ teny frants...
tohiny
novalian'i tslem ny 28/10/2008 08:13
ni81
(
26/10/2008 10:59)
Ahoana hoy ianao amin'izao?
Mba jereo ange ilay tovovavy kely mandihy eo e! http://www.dailymotion.com/relevance/search/mamy%2Bgotso/video/x2bjgi_kama-mamy-gotso_music...
tohiny
novalian'i Noue ny 03/11/2008 17:26
Ndyx
(
26/10/2008 10:24)
Ambondrona (tsy haiko ny lohateniny)
Hiran'ambondrona: "torohy aho ry Ray mba ho tena ray aman-dreny.." ...
tohiny
novalian'i rurale ny 27/10/2008 11:55
LEBILA
(
26/10/2008 07:30)
amoropatana
mitakoko eo amoroptana eo ianao
mikalo manaraka feombalihy...
tohiny
novalian'i lembelo ny 30/10/2008 09:54
angotiko
(
26/10/2008 05:39)
vitasoa ny fitsangatsanganana nataon'ny SERASERA DAGO 25 oct
vita soamatsara ny fitangatsanganana natao ny 25 octobre 2008 teo,
voalohateny dia misaotra an'andriamanitra fa nomeny andro tsara ny mpitsangatsangana, eny na dia somary nisy erika kely aza ny hari...
tohiny
novalian'i terrywui ny 21/12/2009 12:08
fnampiana
(
25/10/2008 16:18)
mitady fanampiana amintsika vhv malagasy
Mety ts dia mahazatra antsika vhv malagsy angamba na manahirana ny saintsika vhv malagasy nefa sao indray ka misy mety afaka hahavotra ana.Vhv malagasy manambady ,39 taona, monina aty @ province Fran...
tohiny
novalian'i Noue ny 30/10/2008 16:18
nidoo
(
25/10/2008 09:21)
Fialam-boly mahaliana no sady mahasoa
" Un mode de vie, une culture "
Location de VTT, parcours à la carte.
Détente, Culture, Savoir
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/10/2008 16:29
nidoo
(
25/10/2008 09:14)
Location VTT
" Vivre la Nature "
Location de VTT, parcours à la carte.
Détente, Culture, Convivialité
...
tohiny
novalian'i Andry92102 ny 09/11/2008 18:42
lazounet
(
25/10/2008 08:17)
takariva 6ème anniv serasera
Hono ho'aho ry nama,
tsy mety ve raha atao alahady 16 nov lé fihaonana fa efa tena betsaka lé tary manao soirée sy concerts amin'io samedi 15 io ?
Misatra mialoha @ valiny ....
tohiny
novalian'i mangidy ny 26/10/2008 17:23
mitoetra
(
25/10/2008 06:38)
Fangatahana tononkira
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny namana serasera
Mba mangataka ilay hiran'ny SAOTRA SY DERA "iny lalana iny e!"
Misaotra mihaloha
Veloma daholo
Mitoetra ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 25/10/2008 06:52
Papoose
(
24/10/2008 20:31)
Fahatezerana
Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 03/11/2008 22:45
