Fahatezerana

1. Papoose ( 24/10/2008 20:31)
Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?
novalian'i Papoose ny 03/11/2008 22:45
2. ssendra ( 24/10/2008 21:25)
tsy dia azoko aroky ilay hoe
ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?
fa asio jiro kely fotsiny :wink:
3. ratonga ( 24/10/2008 21:30)
Papoose:

Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?


manaova yoga é :lol:
4. ssendra ( 24/10/2008 21:34)
zà aloha anisan'ny olona tsy dia mahatàna fahatezerana loatra fa une fois miresaka MIFANAZAVA milam dia afaka iny....
5. xxx ( 25/10/2008 03:20)
misotro rano 5l e
6. ni81 ( 25/10/2008 06:50)
Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
mifanazava raha azo atao, dia mivoaka kely na mitokana maka saina mangina.
Zà aloha rehefa mifanazava dia afaka ny hatezerako, ary tsy mba manao an-dolompo.
7. tslem ( 25/10/2008 08:04)
Tsy tohizana intsony ilay resaka mety nampifanditra teo,dia fadiana fadiana ny mampiditra resaka kely mitovitovy amin-ilay izy,dia ny afantoka ao an-tsaina hoe"ny lasa homba ny lasa"sy ny hoe "ny lalana efa nandratra tsy hiverenana intsony" dia mitsikitsiky foana :)
8. Noue ( 25/10/2008 13:06)
Papoose:

Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?
tsy misy vaha-olana afatsy ny fifanazavana eeeee!


9. Papoose ( 25/10/2008 18:00)
ssensdra mba tsy hanimbana ny fifandraisana @le olona ny tiko lazaina nefa enao tezitra be aminy!
na koa hoe enao tezitra @ tenanao fa tsy mety hi reussir mihitsy ny zvt ataonao
dia ka ny miresaka @ le olona aza sarotra fa olona aggressif dia sarotra be le mifanazava foana na efa natao aza!

ny misotro 5l aloha X3 tsa vitako fa 1l aza efa tsy vitako e!

ratonga, tai chi zao no efa natao!

tslem, le izy hicorrigena zvt tsy mety no antony amerenena le izy fa lasa miafara @ gidraka satria samy tezitra! efa nisolo vilany intelopolo angamba zay le olona ao avaratray ao!

za matahotra mints
10. endrika01 ( 27/10/2008 18:48)
Papoose:
Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana? raha tezitra @ olona? raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?
Raha tezitra @tena dia samy manana ny safidiny io,fa rah zah manokana dia aleoko manoratra lavabe toy izay handaka varavarana,na miteny ratsy,na mijadojadona @kiraro talôbe=)) Raha tezitra aman olona indray;raha izy no nahatonga ny fahatezerana nefa tsy tsapany,dia tsorina mazava aminy wé tsy zakako lay zvt hoatranity na iry,de bon,mi compr izy de milamina ny resaka tsy mi compr izy de akory atao,mampifalifaly tena!:P
11. ni81 ( 27/10/2008 19:00)
na mijadojadona @kiraro talôbe
=)) =))
12. Papoose ( 28/10/2008 18:48)
dia aleo marina mampifalifaly tena hatrany hatrany mandrapaha-afa-po!

aleo lo tsary misetrasetra manao talo fa avy ny orana ka sou de misosa eo!
13. endrika01 ( 29/10/2008 02:19)
Papoose:
dia aleo marina mampifalifaly tena hatrany hatrany mandrapaha-afa-po! aleo lo tsary misetrasetra manao talo fa avy ny orana ka sou de misosa eo!
Tena marina aki zany,tafaraka zay 4vavy,zah de ny cousine-ko de namany 2 vavy.Mba nifandom-bera kely,niandry ny akamany izy tsy tonga,de iny eny fa niala hatrany léry,ny akamany nametraka ny môtôbeny tery alavitra ery no lasa lay cousine-ko nitsangana. =))tsy miméh loza aho fa taolana ny nify,fa izy nijadojadona t@ talôbe- ny iny wa,wé andé fa tezitra t@akamany,kay tonga de niletika tao anaty ny gorodona ny vodikiraro ilany! Zahay 3 vavy tapa-tsinay mou izy tsy tafa teo.Raha mba tsy nijadojadona izy mba afa-nitsoaka fa lay gadona alou de nampiherika ny olona rehetra teo! Zay kou no tsy dia itiavako talô pointue reny fa le pasy paritou:-D zah mantsy mora mirintona zay njainjay:-D:-D:-D
14. Papoose ( 29/10/2008 18:22)
aleo ihany manao talon compensE.... fa sao tratran'izany eo vao maika tay hay intsony ny asiana ny fahatezerana!
15. endrika01 ( 30/10/2008 14:16)
ssendra:
zà aloha anisan\'ny olona tsy dia mahatàna fahatezerana loatra fa une fois miresaka MIFANAZAVA milam dia afaka iny....
Mmmmhh! Milay zany a :)
16. Papoose ( 30/10/2008 14:56)
ka raha olona azo ifandaminana na mora iresahana de tena mety fa rehefa olona mi stuck up tsy moramora mintsy le mifanazava ne e
17. ikaretsaka ( 30/10/2008 18:45)
mety koa hoe ianao mihevitra azy ho mi stuck up no mainka mi stuck up
18. Papoose ( 30/10/2008 19:29)
raha za aloha tsy mi ary tsy hi stuck up @ le izy e! :wink:
19. vale ( 30/10/2008 20:12)
Papoose:

Inona no fomba tsara indrindra handanjalanjana ny hatezerana mba tsy hanimbana zvt na ny fifandraisana?
raha tezitra @ olona?
raha tezitra @ tena satria tsy mety zay atao?


Papoose: antsoina le oul oe inn ny antony nanaovany ilay fihetsika nahatezitra, miezaka mi-comprendre aloha oe inn ny antony, sao de avy aminao ihany ohatra, avy eo hainoina izay versiô-ny de ambara anazy amizay oe za tsy faly taminy nataonao fa ni-blessé anao le zavatra nataony ets..ka mila anazy manazava ny antony, de raha mijanona eo @ positiô-ny izy de faranana oe, aza atao intsony ny tahak'ireny fa mety hanimba ny fifandraisana ets, miresaka matotra tsara aminy mintsy zany enao, fa atao fantany fa tsy faly taminy, raha miala tsiny moa izy de samy vita izany raha mihizingizina @ positiô-ny koa izy de faranana ftsn @ oe non tena tsy faly taminao zaho fa ny fifandraisana ftsn no tsy hitezerako aminao , de anjarany ny mieritreritra.
20. vale ( 30/10/2008 20:15)
Papoose:

ka raha olona azo ifandaminana na mora iresahana de tena mety fa rehefa olona mi stuck up tsy moramora mintsy le mifanazava ne e


Misy de misy mihintsy ny tahak'ireny fa ny fanafodiny de tsy miresaka beee aminy fa lazaina @ ftsn oe fa tsy faly t@ enao , mino aho fa hahatonga saina azy zay. Izany ny ahy ny fanaoko ireny oul be vava ireny, alaiko mora ka raha oul mba misaina na de kely ihany aza izy ho tonga saina ihany ny farany,
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1908