mitady fanampiana amintsika vhv malagasy

1. fnampiana ( 25/10/2008 16:18)
Mety ts dia mahazatra antsika vhv malagsy angamba na manahirana ny saintsika vhv malagasy nefa sao indray ka misy mety afaka hahavotra ana.Vhv malagasy manambady ,39 taona, monina aty @ province Frantsa fa manaraka hopital ao Paris mombany FIV(Fecondation in Vitro).
Mivezivezy ao Paris zany ao manao io FIV io.Ankehitriny mitady vonjy sy fanampiana avy antsika vhv malagasy moin de 35 ans ary efa manana zanaka (condition exigée par l'hopital) monina ile de france (na raha ts any @ ile de France fa afaka mivezivezy any) raha sendra ka mety aminao mba mangataka Ovocyte (Don d'Ovocyte).
Manana olana ao @ production d'ovule ao nefa afaka mitondra zaza soamantsara koa raha misy amintsika mba afaka manomé chance ana dia afaka manoratra @ adresse mail ko fnampiana@yahoo.fr
Misaotra
novalian'i Noue ny 30/10/2008 16:18
2. sipagasy ( 25/10/2008 18:42)
mahavita be e!! dia manana finoana koa an!
3. fnampiana ( 25/10/2008 20:03)
misaotra @ fampaherezana.Mahafinaritra
4. fahamarinana ( 26/10/2008 09:15)
:arrow: efa nilaozana ilay taona fa dia mirary soa tokoa ahita ny olona afaka manampy anao...dia mahereza indrindra.. :-* (l)
5. zoara ( 26/10/2008 10:06)
tena mbola ao anatin'ny taona fa saingy tsy afaka manampy,fa efa nesorina ilay fitaovam-pamokarana,hany ka fampaherezana no sisa azo atolotra.de mahita soa haingana fa efa mila ho tara ny taona-nao
6. ni81 ( 26/10/2008 10:43)
Dia mahereza ary mahita vokatsoa e! :)
7. fnampiana ( 26/10/2008 20:50)
mahafinaritra ny fampaherezana omenareo ahy fa dia misaotra ho anizay nampahery atreto.
8. ninimalala ( 27/10/2008 07:08)
Manaona,

Tsy manan-kambara afa tsy teny foy za, mirary indrindra anao hahita zay hirinao sy izay fantatr'Atra fa mety aminao de mahereza. Ny finoana atao ambony de mangata @ ilay Nahary fa izy no anton'izao rehetra izao.
Toerana nolalovako lay nitady zaza fa aza kivy de manana finoana fa Atra tsy miangatra.
Mirary soa
Nini

fnampiana:

Mety ts dia mahazatra antsika vhv malagsy angamba na manahirana ny saintsika vhv malagasy nefa sao indray ka misy mety afaka hahavotra ana.Vhv malagasy manambady ,39 taona, monina aty @ province Frantsa fa manaraka hopital ao Paris mombany FIV(Fecondation in Vitro).
Mivezivezy ao Paris zany ao manao io FIV io.Ankehitriny mitady vonjy sy fanampiana avy antsika vhv malagasy moin de 35 ans ary efa manana zanaka (condition exigée par l'hopital) monina ile de france (na raha ts any @ ile de France fa afaka mivezivezy any) raha sendra ka mety aminao mba mangataka Ovocyte (Don d'Ovocyte).
Manana olana ao @ production d'ovule ao nefa afaka mitondra zaza soamantsara koa raha misy amintsika mba afaka manomé chance ana dia afaka manoratra @ adresse mail ko fnampiana@yahoo.fr
Misaotra



9. tslem ( 27/10/2008 08:32)
Mba handray anjara hiteny kely fotsiny ah oe:mirary soa ho anao dia enga anie hahita izay ho tadiavina,dia apetraho amin'Andriamanitra ary ataovy ambony ny finoana arak'io tenin'i nini io. :-*
10. sakaizakely ( 28/10/2008 10:25)
toy ny rehetra de mirary fampaherezana tanteraka ary miala tsiny fa tena efa tafahoatra be ny date limite de péremption ny tena ka tsy afaka manampy
mirary soa hatrany ô
:-* :-* :-* :-*
11. Rafahafahana ( 28/10/2008 13:58)
Mampahery anao aho, apetrao amin'Andriamanitra fa izy no tompon'ny fahefana rehetra.
12. fahamarinana ( 28/10/2008 14:16)
:arrow: ary efa soir daholo koa ve tsika vehivavy ato sa ahoana !! =(( (l)
13. Noue ( 30/10/2008 16:18)
toy ny rehetra koa aho aaa, dia mirary fampaherezana tanteraka ho anao dia mivavaka ho anao ko aho mba ahazo fahafampo eeeee ! :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485