iza ve no antitra sa izy mbola tanora?
1. pisomc3
(
27/10/2008 12:17)
manana fofom-bady aho d ny olana mis aminay dia izao : izy sady tia mivoaka alina no misotro toaka isaky fin de semaine , izy aloha zandriko fa iza no zokiny ( vehivavy aho manoratra ity) , ny ahy anefa efa ts amin' izany mandanindany izany intsony fa efa mieritreritra ny anangona. mba mangataka toro hevitra aminareo , misaotra mamaly. (l)
répondu par maya21 le 22/11/2008 13:50
2. ni81
(
27/10/2008 12:30)
manana fofom-bady aho d ny olana mis aminay dia izao : izy sady tia mivoaka alina no misotro toaka isaky fin de semaine , izy aloha zandriko fa iza no zokiny ( vehivavy aho manoratra ity) , ny ahy anefa efa ts amin' izany mandanindany izany intsony fa efa mieritreritra ny anangona. mba mangataka toro hevitra aminareo , misaotra mamaly.Mifanazavà dieny izao fa aza avela ho tena mpivady ianareo vao hifananatra. Tsy resaka antitra sy tanora io fa fahaiza-mifehy tena tsotra fotsiny ihany, ka ianao no mahalala na mety aminao na tsia izany fiainana izany.
3. pisomc3
(
27/10/2008 13:11)
misaotra anao namaly , fa tena ts zakako ilay izy,ankehitriny izahay dia nisara toerana mihitsy dia miezaka fotsiny aho no ho mafy fo na dia tia azy ary aho , fa fantatro fa ts voafolako intsony izy satria olona ts azo hiadiana hevitra fa ny azy ihany no azy
4. dinamimi
(
27/10/2008 13:13)
amiko de ni olona kely fisainana no manao io toe tsaina io be angie ny tanora tia vehivavy zokiny e satria matotra tsara mahalala fiainana ; be koa ny sipa kely tia rangahy satria be vola sy mahay manaja fitiavana sy mampiseho izany@olotiany e ka be ny revo ao anatiny saingy miankina @ tsirairay izany
5. ssendra
(
27/10/2008 13:48)
Mpandefa : pisomc3 [ Valio ] 27-10-2008 13:17:02
Lohateny : iza ve no antitra sa izy mbola tanora?
manana fofom-bady aho d ny olana mis aminay dia izao : izy sady tia mivoaka alina no misotro toaka isaky fin de semaine , izy aloha zandriko fa iza no zokiny ( vehivavy aho manoratra ity) , ny ahy anefa efa ts amin' izany mandanindany izany intsony fa efa mieritreritra ny anangona. mba mangataka toro hevitra aminareo , misaotra mamaly.
tsy hoe antitra izy fa mbola be revy, mbola tsy vita sitra-po na dia efa manambady aza.....ASIO SERMONA matetika fa hiova eny ihany izy e! :-P
6. hery
(
27/10/2008 16:27)
Tandremo fa toa mitady hanome rariny azy ianao izany ka hieritreritra hoe angamba mbola tanora izy...
Raha io no entinao miditra lalindalina kokoa dia ho afaka hanao izay hataony foana izy satria mbola ho tanora foana. Ny lehilahy na h@ 50 taona aza dia mihevitra ny tenany ho viril sy tanora lalandava... ka raha ohatra ka avelanao hanao izay ataony izy satria tanora... dia hanao izay hataony foana izany izy na dia 50 taona aza.
Mila fifehezan-tena fotsiny ny fiainana na tanora na antitra. Teneno aminy ny fitsipi-dalao, dia rehefa mifanaraka vao miditra lalindalina kokoa.
Raha io no entinao miditra lalindalina kokoa dia ho afaka hanao izay hataony foana izy satria mbola ho tanora foana. Ny lehilahy na h@ 50 taona aza dia mihevitra ny tenany ho viril sy tanora lalandava... ka raha ohatra ka avelanao hanao izay ataony izy satria tanora... dia hanao izay hataony foana izany izy na dia 50 taona aza.
Mila fifehezan-tena fotsiny ny fiainana na tanora na antitra. Teneno aminy ny fitsipi-dalao, dia rehefa mifanaraka vao miditra lalindalina kokoa.
7. ssendra
(
27/10/2008 16:43)
Ny lehilahy na h@ 50 taona aza dia mihevitra ny tenany ho viril sy tanora lalandava... ka raha ohatra ka avelanao hanao izay ataony izy satria tanora... dia hanao izay hataony foana izany izy na dia 50 taona aza.:lol: :lol: :lol: :lol:
8. rastafarai
(
28/10/2008 02:26)
:) Eo indrindra tsika zao! za eo @ placen'ny zany bandy zany! Fa na manana raison enao na tsy manana,ny fiainany kou fiainany fona na mety aminao na tsia! :lol: na enao miditra lalina d mizaka an'izay na miala moramora fa betsaka koa ny olona afaka mahazaka an'izany fa ny fiarahana sy ny fanambadiana akory tsy gadra fa misy ny olona b revy fa manaja fa misy koa ny maha fehy tena @zay resaka zay nefa mamitaka anao amin'olon-kafa! Tandremo fa ny toky fitaka ary ny atao no hita fa ny fiainany hitanao mazava na d tsy mety aminao aza fa ny sasany mamely ambadika :wink:
9. ssendra
(
28/10/2008 06:20)
tsy gadra anie ny tokatranao fa mba ekilibréna lay izy fa tsy isaky ny week end lasa zao foana misarakorako miaraka am tavohangy e! hihihihih
marina fa mandàny mitsy ilay mivoaka indrindra moa raha mande fety gasy ireny 5 euro ny kanety bièrre raika hummmm!
ka raha tsy mitovy ny tanjona eo am fiainana mifanipa atsimo sy avaratra dia aleo miala araka ny voalazan'ni rasta
ny ahy anefa efa ts amin' izany mandanindany izany intsony fa efa mieritreritra ny anangona
marina fa mandàny mitsy ilay mivoaka indrindra moa raha mande fety gasy ireny 5 euro ny kanety bièrre raika hummmm!
ka raha tsy mitovy ny tanjona eo am fiainana mifanipa atsimo sy avaratra dia aleo miala araka ny voalazan'ni rasta
na miala moramora fa betsaka koa ny olona afaka mahazaka an'izany fa ny fiarahana sy ny fanambadiana akory tsy gadra fa misy ny olona b revy fa manajadia aleo izay samy be revy no miara mivady...MISY FOANA any olona tandrify anao mitovy jery sy tanjona aminao.... :wink:
11. Chuan
(
28/10/2008 07:48)
Tsy resaka owe tanora sy antitra lay izy fa tokony hoe comprehension ngamba no hitako owe tsy ampy amin`izany . Tsara ilay misy discipline kanefa mila lanjalanjaina daolo izany . Ny tiako tenenn de owe aleo izy hirevy fa atao am`antonony dia kozio am-pitiavana be lery fa ho hitanao fa tonga saina miandalana eny izy . Ianao koa rehefa mitia olona aloha an , mila maharitra sady mila kaopy hoe ty olona ty reveko am`izay maha-izy azy ( zany hoe toetra tsara sy ny toetra ratsiny ) . Tsy misy afaka hikozy mihitsy manko owe anjely fa tsy maintsy misy fokasy kely madinidinika fa saingy tsara alamina am`tena dialogy cool sy am-pitiavana fotsiny io dia milamina . Fa rehefa mitia zay koa an , mila mijery an`lay partenaire koa enao fa tsy dia owe zay tianao foana fa tandremo tsara . Zay kaloha fa otran`owe zah kou no be fananarana eto kle hihihihihi
Raha misy jô mila cours du soir de kozio fotsiny zah Hihihih :lol:
Raha misy jô mila cours du soir de kozio fotsiny zah Hihihih :lol:
12. jemimah
(
28/10/2008 11:00)
ie marina io voalaza ambony io fa raha hitia olona ray hono enao dia tsy ny tsara ihany no tokony ho tia nao fa tokony ho zakanao koa lay toetra ratsiny ka rehefa tsy zakanao hono lay toetra ratsiny dia aleo misaraka;ny ahy ohatra ny vadiko dia adalana moto tsisy week-end tsisy andavan'andro fa moto lava makaleo dia hoy zah hoe enao tsy 18ans dia hanarina foana fa ehehehe zah ndray no folaka tsy nateny intsony azafady fa HS kely
13. ssendra
(
28/10/2008 11:13)
matoa anie ka novadiana ilay olona tokony efa fantatrao daholo ny toetra ratsiny sy ny toetra tsarany, ny zavatra tiany sy tsy tiany, fa matoa tsy hitanao talohan'ny fanambadiana dia nandevitay antsalàka izy izany....IZAY NO RATSY indrindra...ilay mauvaise surprise....fa raha manao zavatra mila tsy ho zaka aleo misaraka fa mbola zàka ihany dia hiafina fa iny izany ny an'i tena....
JEMIMAH: aoka indry itsy fa ny be taona no tena tia moto, raha mijery ireny club de moto ireny olona efa mahazo taona daholo no manao an'ireny.... :-D
MISY JEUNES ihany fa rares...zà aloha tia e! ilay balades en moto fa tsy cross an!
JEMIMAH: aoka indry itsy fa ny be taona no tena tia moto, raha mijery ireny club de moto ireny olona efa mahazo taona daholo no manao an'ireny.... :-D
MISY JEUNES ihany fa rares...zà aloha tia e! ilay balades en moto fa tsy cross an!
14. ni81
(
28/10/2008 11:52)
Isika olona dia samy manana ny kilema keliny daholo, na lahy na vavy, ary na antitra na tanora, fa azo hifananarana sy hifanoroana hevitra daholo anefa izany. Fa raha mbola vao mifamofo toy ny an'i pisomc3 izao dia efa tsy dia mifanaraka sy tsy mifampahazaka dia ny mijanona no mety angamba hoy aho.
15. fahamarinana
(
28/10/2008 11:56)
:arrow: zà koa mihevitra toy izay voalzan'ny ni81 izay...na mafy aza fa atao ao an-tsaina ny tsy mety nataony sy tsy tanty dia poa tahak'izay dia adino tanteraka izy...maika moa fa mahita hafa mety hifanaraka indray fa mila mailo ihany vao miditra lalindalina araka ny voalaza ao ambonimbony ao e !(l)
16. ssendra
(
28/10/2008 12:03)
izay no mahatsara ilay hoe aleo miaraka mifandini-toetra aloha vao miditra MAIKA am fanambadiana mba tsy hitaraianana otrzao aty aoriana.... :-P
17. ni81
(
28/10/2008 12:07)
izay no mahatsara ilay hoe aleo miaraka mifandini-toetra aloha vao miditra MAIKA am fanambadiana mba tsy hitaraianana otrzao aty aoriana....marina izany nefa mety hisy toetra miafina kely tsy dia fantatra ihany an!
19. fahamarinana
(
28/10/2008 13:33)
:arrow: :-D :-D surprise surprise e dia samy mizaka zay anjarany ao na avy dia miala! (l)
