iza ve no antitra sa izy mbola tanora?
21. arson
(
29/10/2008 06:42)
tsy hoe antitra ianao fa ny olona tsirairay samy manana ny toetrany, zay ny toetra ratsy ao anatiny ao. Anjaranao fotsiny no manova azy tsikelikely fa tsy tonga de forcena oe ho voahova ao anatiny fotoana fohy. omeko ohatra akaiky mantsy ianao, izaho izay manoratra dia mitovy aminio toetran'ny namanao io mitsy fa hainy ny olotiko ny nanova sy nitondra ahy de mba niova ihany za. Nefa izany tsy midika oe iny za fa tsy nivoaka intsony fa tena hendry be tokoa, fa mba mivoka ihany rehefa vendredi magnifique fa izy dia tsy maintsy mba manaraka kely izay ataoko, izany hoe hainy ny mandanjalanja ny fiarahanay. izaho anefa lazaiko anao fa na hatramin'ny sipa aza nataoko fa zao lazaiko anao fa tsy misy tiko hafa tsy izy ary tsy nanao sipa intsony za. ZAO FOTSINY NO LAZAIKO ANAO OE AZA DIA BE KIZITINA NA MIFERITRAINA AMINY IANAO FA MAHAIZA MAHAY MIARAKA AMINY.ohatra rehefa manao vendredi magnifique iz de mba mandehana miaraka aminy, na ianao mitsy no mba mitarika azy oe ndao sika hivoka na ho andao sika andihy na dia tsy tinao aza ohatra izany, fa lazaiko anao fa hiova ihany izy ary iz indray ary no ho leo amin'ny farany.zay fa de mazoto e!
22. ssendra
(
29/10/2008 11:00)
mba mila mifamaly koa izy io fa tsy votery izay tian'i lahy ihany no harahina....MBA MILA MAHAY mandalanjalanja koa ny lahy e!
23. ni81
(
29/10/2008 11:58)
mba mila mifamaly koa izy io fa tsy votery izay tian'i lahy ihany no harahina....MBA MILA MAHAY mandalanjalanja koa ny lahy e!=D> =D> io no tena izy fa tsy ilay fanaovana MACHO fotsiny
24. rastafarai
(
31/10/2008 04:01)
:^) Na lahy na vavy samy manao ny ataony aby :-D Mila mifampazaka fotsiny e!
26. maya21
(
22/11/2008 13:50)
[quote=pisomc3]
manana fofom-bady aho d ny olana mis aminay dia izao : izy sady tia mivoaka alina no misotro toaka isaky fin de semaine , izy aloha zandriko fa iza no zokiny ( vehivavy aho manoratra ity) , ny ahy anefa efa ts amin' izany mandanindany izany intsony fa efa mieritreritra ny anangona.
ny vehivavy hono no matotra kokoa noho ny lehilahy indrindra ra mitombo taona ka maika ra zandrinao ilay tovolahy de miomàna alou am toetra mety mbola tsy de matotra loatra aminao e, nefa ra tinao izy ka tia anao koa de tokony oe tsy o égoiste izy ka mba mi tenir compte ny avis anao ko, indrindra ra hivady nareo, lazao azy hoe in n ataony ra mba manao otrizany koa ary enao, sao de tsy mitovy ny feeling ka refa tafiditra vao sahirana !
anao angamba ny safidy amizay ra to ka tsy miova mitsy izy, nefa ra ohatra izy nanaiky nanao fiancailles taminao de efa tokony niomana amin'izany ny sainy fa tsy be revy tsony. antanio azy ihany alou fa sao de mba te hanala azy faramparany izy ka rehefa mivady nareo de miova iany izy e!