mba toroy hevitra e!

1. venutia ( 27/10/2008 08:08)
Slt daoly,misy zavatra manahirana anà @ty resam-pitiavana ty ka mba mila toro hevitr fa ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra: misy bandy miarak@ko zay any,niaraka teny foana zay saingy izy maditra vevavy b de leo b zà dia nisitaka kely mitsy,tsy aiko anefa izay nahazo ahy fa lasa tiako izy, mariako eto fa tsy tena tiako izio t@zay niaraka,nivrina indray anefa aho nitady azy,de mazava oazy fefa nisy niaraka t@ny( amanbolana maro aho no tsy nifandray t@ny mitsy na an tél aza) saingy ny tsy nampoiziko dia olona fantatro ary tsy tiako no miaraka@ny sady nolazainy fa tsy tiany kou atr@zay saingy niarahany,nomeny tsiny aho hoe tsy hita popoka,zao izy sady miaraka@ko nomiaraka@ lé oul tsy tiako(zay 2iany sisa no iarahany),lazainy fa vola fotsiny no iarahany @lé sipa,tsitako tsony zé atao,saiky isaraka aho nefa manahirana be satria na manao izany aza aho d mbola tsy maintsy mifanerasera foana zay d makarary fo b,izaho anefa mbola tia azy
novalian'i maya21 ny 22/11/2008 14:01
2. xxx ( 27/10/2008 08:56)
eeeeeeeee! mampalahelo koa enao zany. Amiko aloha ny fitiavana dia natao ho an'olon-droa ihany. Raha zà izany enao dia tsy nanaiky akory zà ny hiarahany amin'ny olon-kafa zany na dia tiako be tahakan'ny inona aza.

Mora tokoa hoy ianao ny milaza izany, eny mora amiko tokoa nefa tsy misy solution akoatran'ny misaraka izany raha toa izy tsy mahafehy tena ohatr'izany satria tsy fanajana anao tsotra izao izany. Ianao irery ihany dia tokony ho ampy azy raha tena tia-nao ko izy. Après asakasakao raha havita hiaraka amin'ny olona tsy tia anao akory.

Any an-kafa re manoro-pitia fa tsy anjaranao angamba izy.
3. ni81 ( 27/10/2008 08:59)
Misy mihitsy aloha ny karazan'olona maditra vehivavy araka io lazainao io, fa dia anjaranao no mieritreritra hoe zakanao ve ilay izy sa tsia. Rehefa tsy hitanao sy tsy renao na tantarainy anao izy dia efa mba tsara.
Amiko aloha dia fialan-tsiny be fotsiny ny hoe ianao no nahatonga azy hiaraka t@ olon-kafa :roll: , satria angaha izy tsy afaka niantso anao fa tsy maintsy ho ianao foana ve no hiantso, ary tsy hitany angaha ny tranonareo...
Jereo izato toetrany mifosa ilay olona hiarahany hoe tsy tiany! :roll: ianao koa mety ho lazainy toy izany @ io vehivavy io fa mitandrema. Olona tena tsy mba azoazoko aloha ny olona milaza fa hoe: ny vola fotsiny no hiarahako e :-* satria hita fa hafetsifetsena fotsiny no atao. Raha izaho ianao mionona fa aleo miandry olon-kafa. Dia mahereza fa ho avy eo ny namana sasany hanoro hevitra
4. ssendra ( 27/10/2008 13:49)
matetika koa anie rehefa tena lasan'oul izy vao tena tinao e!!!
ka atao akory fa mitadiava hafa ndray....
5. fahamarinana ( 27/10/2008 16:06)
venutia:
saiky isaraka aho nefa manahirana be satria na manao izany aza aho d mbola tsy maintsy mifanerasera foana zay d makarary fo b

:arrow: ka na hifanerasera aza anie tokony tsy hametraka olana e,izy aby efa miaraka amin'olon-kafa rahateo.Mipetraha irery dia rehefa tonga ny anjara dia iny no hifikiro dia indrindra jereo aloha raha tsy tia olona zato koa fa ndrao hanahirana sy hamparary fo fotsiny..:? (l)
6. Ralay ( 27/10/2008 20:19)
Raha mbola tia azy ianao dia iaraho izy dia araraoty ny vola azony @ilay sipa fa ny fiainana mandalo anie fa @farany ve tsy ho lasanao ireyr ihany izy raha tena tia anao :P
7. ni81 ( 27/10/2008 21:09)
Raha mbola tia azy ianao dia iaraho izy dia araraoty ny vola azony @ilay sipa fa ny fiainana mandalo anie fa @farany ve tsy ho lasanao ireyr ihany izy raha tena tia anao
:lol: :lol:
8. fijo ( 28/10/2008 22:21)
efa hay fa maditra vehivavy dia mbola avy ihany aho hiaraka aminy.
rah amisy voalavo eo,efa hita fa misy saka eo,dia mbola lasa ihany makeo akaikin'ny vavan'ilay saka,dia ahoana ny fahitanao io voalavo io ry venutia?
9. arson ( 29/10/2008 06:54)
ianao ko to tsy azoko olona efa nosarahinao ve dia mbola iarahanao ihany? alika anie r'se no miverina amin'ny efa nalohany e! tsy hoe manambany anao za fa mba fampiritreretana anao fotsiny zany, sady amin'izay ianao no nisitaka taminy fa tsy hoe iz no nisitaka taminao ko inona no mbola hiverenana aminazy indray tsy hadalana be ve zany?, fa tonga dia hipitsiho any mba manana hambo e! ianao fotsiny no harary fo amin'zany "MITADY ARETINA HO AN'NY TENANAO IANAO" fa ny tsara dia aza miaraka aminy tsony, mitoto koba hatavy e! "TSY LAKANA NA SAMBO FA KALA MANAKAMBO " io no ataovy ao antsaina. Lazaiko anao fa kofiboay za no miteny fa hataony io bandy io siligaoma fotsiny ianao fa mitandrema.
10. fijo ( 29/10/2008 21:22)
izay ngamba le tena fitia ka,asa aloha e
11. Papoose ( 29/10/2008 22:07)
ihany? alika anie r'se no miverina amin'ny efa nalohany e
8O

betsaka ny olona tsy mahita sy tsy mahatsapa ny importance n'ilay olona ray dia rehefa eny an-tanan'ol izy vao mihiratra ny voa-maso sady manenina. Dia nefa za mahita fa mbola manana chance le very olon-tiana raha mbola tafaverina eo aminy na dia olona nariany aza! misy olona mila fotoana lava mihitsy vao mahatsapa! ka le fahabangana no nahatsapany azy!!
12. fijo ( 30/10/2008 20:39)
izay izany le amourrrrr ko
13. venutia ( 03/11/2008 09:12)
salt daoly! misaotra betsaka anareo rehetra izay namaly,ny vaovao momba ahy dia efa nanapa kevitra ny hisaraka taminy aho talohan'ny namakiako ny valinteninareo satria nihiratra ny masoko ka tonga saina aho fa tsy afaka ny andainga amin'ny tenako intsony,tsy niantso azy intsony aho na nandefa sms aza,gaga izy hoe toa tsy re sy tsy hita mitsy hono zà!novaliako fotsiny hoe sahirana aho!na tia aza misy fetrany ny fandeferana ry zareo a!anniversairako atsy ho atsy ka asa na ahoana ndray ny mety ho ataony,ho hita eo ihany e!mino sy manantena aho fa mbola ahita tsara kokoa,efa manomboka miha lefy tsikelikely ny fitiavako azy ary mino aho fa hanampy ahy betsaka ny fotoana,zay alou ny azo ambara fa dia mandra-piresaka indray e! :wink:
14. maya21 ( 22/11/2008 14:01)
[quote=venutia]
tokony miezaka enao misitaka aminy, zany ho e espaceo kokoa ny fifankahitàna amizay enao zatra tsy misy azy fa @ voalohany ihany io no mety henjakenjana aminao, ra manotany izy de lazao oe tsisy fotona ko enao, amizay izy mifikitra aminao, ny olona mantsy refa ampifilaina de vao maika miraikitra indrindra ra tiny enao! amizay fotona izay ra mbola tinao izy de asaivo misaraka amin'ilay iray! nefa alou efa tsy sain tsony lé relation satri izy efa nampirafy anao, ra tsy mety lou izy de vao maika enao mihataha aminy fa farany enao tsy mila azy intsony refa zatra tsisy anazy

Raha zà izany enao dia tsy nanaiky akory zà ny hiarahany amin'ny olon-kafa zany na dia tiako be tahakan'ny inona aza.


ny olona ane ry xxx misy refa ti de tena tsy afa miala mitsy na te iala aza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0652