Iza @ ireo vehivavy mihinana glasay ary no manambady?

1. Bita ( 27/10/2008 14:14)
Nanontany ireo mpianany hono ity mpampianatra iray hoe. nisy vorona 3 teo ambony fil ary notofirin'ilay bandy kely t@ flesy ny iray ary dia maty firy sisa tavela teo ambony fil?
Dia samy namaly hoe 2 sisa ankoatr'i Fara no namay hoe tsisy intsony fa lasa nitsoaka daholo izy rehetra.
Ny an'i Fara no marina hoy ilay mpampianatra.
Aty i Fara mahazo manontany an-dramose ve aho? Mahazo manontany ahy foana ianareo @ zavatra rehetra.
Ity ary mba misy fanonataniana Ramose.
Nisy Tovovavy 3 nihina gilasy tao @ Honey. Ny 1 nilelaka ny gilasiny, ny faha2 naka ny gilasy t@ sotrokely dia hohaniny ary ilay faha 3 nokakeriny ny vodin'ilay cornet-na glasy dia notrohiny avy any ambany ilay gilasy .
Iza @ izy 3 ireo no efa manambady Ramose?
Mba ampio Ramose ary. Ny fanontaniana mipetraka dia tiako mba ny bandy (lehilahy aloha no hamaly azy) Dia lazao aho raha tsy hainareo fa raha hainareo tsy manoratra intsony aho.) Saingy ny vehivavy mahazo mamaly koa e! :-D :-D :-D
2. kevin241180 ( 28/10/2008 11:57)
le faharoa
3. tsiambaratelo ( 29/10/2008 00:31)
Bita:

tsy mahalala zà ,izy telo ve=))
4. ravatorano ( 29/10/2008 09:55)
ilay manao peratra nefa oooo
5. Zafimananadrazana ( 30/10/2008 13:56)
Ilay faharoa ry zalahy no manam-bady a! Efa leo ny milelaka sy mitroka zavatra lavalava ka aleo mba ovana amin'ny sotrokely indray e! Na koa mety menatra izy fa mitovy amin'ny fanaony amin'ny zavatra lavalava ny fihinana lagilasy? :D :D :D :D :-o
6. ikaretsaka ( 30/10/2008 20:02)
ze manao peratra
7. endrika01 ( 01/11/2008 16:53)
Zafimananadrazana:
Ilay faharoa ry zalahy no manam-bady a! Efa leo ny milelaka sy mitroka zavatra lavalava ka aleo mba ovana amin\'ny sotrokely indray e! Na koa mety menatra izy fa mitovy amin\'ny fanaony amin\'ny zavatra lavalava ny fihinana lagilasy? :D :D :D :D :-o
Lasa alavitra be kou nareo zany a :-D mbo omeo amzay ny valiny ry i Bita a :D
8. cutie ( 01/11/2008 17:46)
le faha2 :)
9. Lejoba ( 24/11/2008 12:21)
Nefa ilay 1ère, ny 2ème mbola virja, ny 3è mpivarotena =)) =)) =)) =))
10. kotobekibo ( 22/12/2008 13:13)
Bita > efa ho vao ny taona mbola tsy misy valiny foana v leliké ? 8O

Aleo mopera no anotaniana satria lery no nanamasina azy tao ampiangonana , d tsy ho tadidiny v ? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556