Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tenagasy ( 31/10/2008 10:03)
Ö Rey Olona ah????
Mankamamy! Aleoko tsy miteny intsony raha izao no aely @ gazety!!! "" ... mpitrindroka ... "" "Tsy ho gaga isika raha mbola maro ny mpangataka sy ny mpitrindroka zaoridira eto amin’ny tanana.... tohiny
novalian'i niryna ny 07/11/2008 10:39
ariel ( 31/10/2008 09:51)
te hananjanaka lahy
efa bevoka 4mois aho za fa nareo ve mba mahalala aminy fomba gasy oe inona ny signe ahafantarana oe vavy sa lahy zaza, mba izarao re zay mahalala , efa nanao eco fa mbola tsy hita ny sexe ka mba liana... tohiny
novalian'i sophi ny 14/10/2011 08:17
ratonga ( 31/10/2008 00:29)
kivarivary
http://www.dailymotion.com/playlist/xohfb_Willy_Man_ba-malagasy/video/x70m96_levelo-kivarivary_music... tohiny
novalian'i cutie ny 01/11/2008 15:36
Papoose ( 30/10/2008 23:38)
amoureux(se)
ahon no ahalalana hoe amoureux(se) aminao ny olona ray?... tohiny
baugany ( 30/10/2008 21:10)
fo misy maso
misy olona ve tsy mitempo fitiavana?... tohiny
novalian'i laotsy ny 04/11/2008 17:56
bonbongasy ( 30/10/2008 15:47)
mémoire virtuelle
windows xp no ampiasaiko refa miasa elaela eo za (2h eo ra ela) dia afficheny oe "votre mémoire virtuelle est pleine" avy eo, raha mbola manohy miasa aho (sur autocad surtout) de maty ho azy ilay l... tohiny
borona ( 30/10/2008 14:53)
possible ho bevohoka ve za ?
slt daholo!!!! possible ho bevohoka ve za raha nanao firaisana t@ 18/10/08 teo nefa ny règleko t@ le 30/09/08 no tonga farany. za manko niertrertra we tsy tokony hipetraka io satria efa midépasse ny... tohiny
novalian'i xxx ny 09/12/2008 13:25
bobone ( 30/10/2008 14:11)
mba fantatrao ve ity e!
tena mamaky baiboly isan'andro ve enao! ??? mba valio aza hoe ity fanontaniana ity! 1) mba omeo hoe ny toko sy andininy ny ivon'ny baiboly izany hoe ny fisasahan'ny pejy ao @ baiboly. afovoany indri... tohiny
novalian'i coopsal ny 03/12/2008 10:56
niryna ( 30/10/2008 13:11)
Fa tsy menatra ny filzantsara aho
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa.[b] Romana 1:16[/b] Andriamanitra dia manome faha... tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2008 02:05
nanah75 ( 30/10/2008 11:48)
malaky mima
slt daoly mba mangataka tonokira mima le malaky azafady ... tohiny
novalian'i Ityah ny 14/11/2008 17:14
tianjhi ( 30/10/2008 11:34)
Marion:
mlay be e! :lol:... tohiny
novalian'i Papoose ny 30/10/2008 15:49
nazman ( 30/10/2008 09:17)
mangataka yononkira o
hira ny iary tamin'iny o... tohiny
novalian'i Noue ny 30/10/2008 11:54
ni81 ( 30/10/2008 08:22)
Ny takoritsika amin'ny lafiny maro
http://www.dailymotion.com/playlist/x60xl_perlesauvage_hira-malagasy-07/video/x2j5ik_ny-nanahary-takoritsika_fun :-D ... tohiny
RATOVOARY ( 30/10/2008 07:26)
avylavitra
Hay ve anniversaire-nareo niany ty? De bonne-anniv zany ko. Ho ela velona de ho ambinin'ny Avo amin'izay atao. Ho tratry ny tsingerin-taona mifanesy. :* :* :* :* ... tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2008 17:47
ophelia ( 30/10/2008 05:06)
Aza avelanao an'i Y-ZIT
Mba andefaso tonon-kira an'i Y-ZIT ao re ze mba manana e! dia misaotra mialoha sahady amin'ny fiaraha-miasa fa mahafinaritra. Dia mampirisika ny Mpanakanto ihany koa fa tena mahafinaritra ny fivoarana... tohiny
novalian'i vale ny 30/10/2008 09:28
bobone ( 30/10/2008 05:03)
ranomaso
Misy karazany maro ny mahatonga ny olona hitomany ! be ranomaso! ao ny ranomasom-pifaliana: raha misy zavatra mahafaly azy dia ny ranomaso no mipatrapatraka ao ny ranomasom-pahoriana : mazava ho azy... tohiny
novalian'i bobone ny 25/11/2008 05:30
lizabeth ( 29/10/2008 22:18)
TAKARIVA GASIGASY - ZOMA 31 OKTOBRA - PARIS
Miaraka amin'i Nini Kolibera, Bodo, Via, Mahery sy Luk hamelona kalon'ny fahiny sy hira bà gasy. Zoma 31 oktobra amin'ny 8 ora sy sasany alina FIAP 30 rue Cabanis Paris 14è M° Glacière ... tohiny
novalian'i lizabeth ny 30/10/2008 07:51
nanah75 ( 29/10/2008 20:18)
hangataka tonokiran i tata rahely
naôna daoly rah mba anananareo lé tononkiran i tata rahely lé oé lambaoany iny dé mba alefaso eto zafady msôtr dieny mélou... tohiny
tslem ( 29/10/2008 18:47)
kenadie jourdin
Toa tsy blague ity fa tena izy an! [url=http://www.uneblague.com/La-plus-petite-fille-au-monde.html]kenadie jourdin hono no anarany[/url]... tohiny
pinar ( 29/10/2008 17:57)
magataka tonokira
mba andefas ilaly parole ifanihy ilay avy lavitra iny azafady o :D ... tohiny
novalian'i ni81 ny 29/10/2008 18:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8337