Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ophelia, milahatra araka ny daty
ophelia
(
17/12/2014 14:39)
Mba hangataka tononkira Noely
Mba omeo an'ilay Venez Divin Messie moa zay mba manana azafady รด!
Misaotra mialoha
...
tohiny
novalian'i damah ny 17/12/2014 16:44
ophelia
(
02/04/2009 08:52)
Fo mijaly an'Y ZIT
Manahoana daholo Tompoko o!
Mba mangataka hiran'i Y ZIT "Fo mijaly" anie izay mba manana e!
Dia misaotra mialoha amin'ny fiaraha-miasa. Misaotra tompoko
Ilaina maika be!...
tohiny
novalian'i noeline ny 03/04/2009 13:55
ophelia
(
30/10/2008 05:06)
Aza avelanao an'i Y-ZIT
Mba andefaso tonon-kira an'i Y-ZIT ao re ze mba manana e! dia misaotra mialoha sahady amin'ny fiaraha-miasa fa mahafinaritra. Dia mampirisika ny Mpanakanto ihany koa fa tena mahafinaritra ny fivoarana...
tohiny
novalian'i vale ny 30/10/2008 09:28
