Aza avelanao an'i Y-ZIT

1. ophelia ( 30/10/2008 05:06)
Mba andefaso tonon-kira an'i Y-ZIT ao re ze mba manana e! dia misaotra mialoha sahady amin'ny fiaraha-miasa fa mahafinaritra. Dia mampirisika ny Mpanakanto ihany koa fa tena mahafinaritra ny fivoarana. Amin'ny zavatra tsara an! ok! bye
novalian'i vale ny 30/10/2008 09:28
2. YASHN ( 30/10/2008 09:24)
misy tokoa any anty pazzapa mag fa aleo rahampitso e dia bye
3. vale ( 30/10/2008 09:28)
hay ve Y-ZIT manana hira gasy eee, hummmmm..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1112