Fo mijaly an'Y ZIT

1. ophelia ( 02/04/2009 08:52)
Manahoana daholo Tompoko o!
Mba mangataka hiran'i Y ZIT "Fo mijaly" anie izay mba manana e!
Dia misaotra mialoha amin'ny fiaraha-miasa. Misaotra tompoko
Ilaina maika be!
novalian'i noeline ny 03/04/2009 13:55
2. YASHN ( 02/04/2009 10:31)
misentosento loatra, potika ny fo
niandriandry loatra, mivakivaky loha
nefa ianao tsy hitako eo anilako eo
lasa2 teo ny fitiavanao
tsy heno ity fo fa miantso anao
tsy ho rava ity fitiavako anao

ny aiko de tsy hilaza ny hanadino anao
ity zanatsika mampatsiahy anao
rehefa mijery azy, ianao no hitako
rehefa misakambina
ny tananao no tsapako

fo mijaly no miantso anao
fo mitia no tiko omena anao
tsisy hanakana , tsy ho levona
ny toerana omeko anao

nandefa taratasy tsy misy valin- teny
tena very saina mantsy
fa tsy sahy miteny
ny hany hery ny fitondran' ny ao ambony
miantso anao ry ray, omeo ahy ny hery
ny sitram-po ao ho ahy
ho soa fa any ampoko
dia fantatro fa mbola tena mila anao

ny aiko....

sedram piainana mandallo fotsiny ihany
na be ny adin tssaina
mandreraka sy mampiondrika ny tany
ny safidin ity foko
efa mitempo ho anao
na tsisy omeko an iza n iz
3. noeline ( 03/04/2009 13:55)
misaotra fa voarahy ilay hira hoe fo minjaly ny y zit izay fa misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.7219