possible ho bevohoka ve za ?

1. borona ( 30/10/2008 14:53)
slt daholo!!!! possible ho bevohoka ve za raha nanao firaisana t@ 18/10/08 teo nefa ny règleko t@ le 30/09/08 no tonga farany. za manko niertrertra we tsy tokony hipetraka io satria efa midépasse ny 4jours de l'ovulation; kanefa hatraminizao le 30/10/08 dia mbola tsy tonga foana ny règle manarakako, tsy mba fanaony mihintsy ny tarany 28 jours toy izao hatramizay .D mety tena nipetraka ve zany ilay izy?.MBA OMEO NY HEVITRAREO AHO HAMPITONIAKO NY SAIKO
merci
novalian'i xxx ny 09/12/2008 13:25
2. booboo ( 30/10/2008 15:00)
tsy aleo tondé mividy test de grossesse eny @ pharmacie, dia manao ilay test pipi radem vao maraina ? ilay hiandry hevitra manko nefa tsy hanao n'inona² concrètement akory mampi-psychote @ tsisy dikany fotsiny 8-)
3. fahamarinana ( 30/10/2008 15:20)
:arrow: mitovy hvtr amib'ny booboo koa aho eto... (l)
4. Noue ( 30/10/2008 16:11)
borona:

slt daholo!!!! possible ho bevohoka ve za raha nanao firaisana t@ 18/10/08 teo nefa ny règleko t@ le 30/09/08 no tonga farany. za manko niertrertra we tsy tokony hipetraka io satria efa midépasse ny 4jours de l'ovulation; kanefa hatraminizao le 30/10/08 dia mbola tsy tonga foana ny règle manarakako, tsy mba fanaony mihintsy ny tarany 28 jours toy izao hatramizay .D mety tena nipetraka ve zany ilay izy?.MBA OMEO NY HEVITRAREO AHO HAMPITONIAKO NY SAIKO
merci
tsisy mahafantatra an'io anky aaaaa ! fa manaova test dia tena mandry ny heritreritra eeee


5. baugany ( 30/10/2008 16:45)
milay b zany alou rah iza ééééééééé
zay le hoe: nomen_andriamanitra ny fahasoavana :lol: :*
6. Ralay ( 30/10/2008 16:50)
Possible ho bevohoka ve hoy ianao?-----> Valiny possible tokoa satria tsy ny 14e jour ihany no maha-bevoka fa mety ho alohan'izay na aorian'izay koa. Mety ho zavatra kely mitranga eo @ fiainanao dia mampiova an'io andro d'ovulation io oh: Hafaliana, alahelo sns....
Mety tsy ho bevoka koa anefa ianao fa tara fotsiny na mety tsy tonga mihintsy koa ny regle-nao nefa tsy bevohoka ianao.
Concl: Manaova test de ho fantatrao ny tena marina.
Mahereza fa lalàn'ny fiainana daholo izany.
:lol:
7. borona ( 31/10/2008 07:10)
misaotra anareo @ torahevitra we manaova test de grossesse, de tsara be iany koa ilay fampafatarana kely nomeny Ralay io. :oops: :roll:
8. sariaka5 ( 31/10/2008 10:46)
ty misy torohevitra kely hanarahana daty nomen'ny profesora ahy fa oh ny diso le antsika any dago a!
Tsy avy any @ règles hono no hanisana le 14js fa avy any @ le tokony hahatongavany ary tokony ho fantatrao mazava ny cycle nao fa zay no mahatonga azy hampisalasala dia eo ianao no manisa 5js avant sy après n'io , asa na azonao le tiako ambara,sure kokoa hono io,
Fa manaova tokoa aloha test e!
9. simplex ( 31/10/2008 12:11)

ra ohatra ka midegoba enao na tsy a l'aise ny vatana dia betsaka ny sansa :)

ra mipipi ampandriana moa ianao dia poinsa zany... ilay zazakely no nitifitra avy ao anatiny 8)
10. booboo ( 31/10/2008 12:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

11. ni81 ( 31/10/2008 18:51)
ra ohatra ka midegoba enao na tsy a l'aise ny vatana dia betsaka ny sansa
ra mipipi ampandriana moa ianao dia poinsa zany... ilay zazakely no nitifitra avy ao anatiny
=)) =)) =))
12. ikaretsaka ( 31/10/2008 18:53)
simplex:


ra ohatra ka midegoba enao na tsy a l'aise ny vatana dia betsaka ny sansa :)

ra mipipi ampandriana moa ianao dia poinsa zany... ilay zazakely no nitifitra avy ao anatiny 8)



le bandy ty tena tsssss
13. simplex ( 31/10/2008 23:19)

ka refa migobs le ramatoa dia hoe tsy tian'le zaza zay le kaly... refa ratsiana zavatra le ol dia hoe reven'le zaza zay le kaly... dia tsy maintsy hoe hanondraka koa ilay zaza koa atao ahoana ary :)
14. rakaroka ( 11/11/2008 15:21)
Tena "mpandinika "hafakely tokoa ilay Simp a =)) =)) =)) :-D :-D :-D
15. andrywui ( 04/12/2008 10:31)
tandrem fotsin ts hanaonao foan ihinn anti bevok an!! fa rehf magatsiak ny andr an de mivaingan ny ra de....zay fotsiny tara fotsn zany courage!!!!!!
16. xxx ( 09/12/2008 13:25)
Finalement, bevohoka ihany sa tsia i Borona e? Mba asivo feed back kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2772