te hananjanaka lahy

1. ariel ( 31/10/2008 09:51)
efa bevoka 4mois aho za fa nareo ve mba mahalala aminy fomba gasy oe inona ny signe ahafantarana oe vavy sa lahy zaza, mba izarao re zay mahalala , efa nanao eco fa mbola tsy hita ny sexe ka mba liana te hahafantatra misaotra mialoha anareo
novalian'i sophi ny 14/10/2011 08:17
2. borona ( 31/10/2008 10:24)
tsy aiko alou raha tena marina ity na ahoana a! fa raha sakofo masira foana no tiana hohanina hony de lahy izay ilay zaza fa raha mamy dia vavy. ka iza @nireo ny anao no tena tsapanao ,ny mamy sa ny masira?
3. sariaka5 ( 31/10/2008 10:38)
za aloha mananjanaka 2lahy fa samy hafa ny nitondrako azy, zany hoe ny iray tia masira ny iray tia mamy,ny toerany koa samy hafa ny iray tao @ gauche ny iray tao @ droite , de mananjanaka vavy koa aho fa oh masira no tiako taminy,fa saingy t@ za niteraka le vavy zany dia tena efa naniry be aho satria 2lahy ny voalohany ka vao nitsaika le zaza dia efa ny saiko no namboariko hoe vavy io ny zvt novidiako rehetra tonga dia ambavy daholo, rehefa natao anefa ny eco hatramin'ny 7mois mbola tsy hita ny sex fa nafeniny foana ny any amintsika koa moa tsy mazava loatra ny eco, dia nividy zvt neutre kely ihany aho saingy tsy bleu kanjo nony teraka vavy tokoa
mirary anao hahazo lahy e! fa na izany aza ze tonga eo re hifaliana fa ny manetsa be mbola ho avy e! sa tsy zany?
4. Noue ( 31/10/2008 11:21)
ariel:

efa bevoka 4mois aho za fa nareo ve mba mahalala aminy fomba gasy oe inona ny signe ahafantarana oe vavy sa lahy zaza, mba izarao re zay mahalala , efa nanao eco fa mbola tsy hita ny sexe ka mba liana te hahafantatra misaotra mialoha anareo
amiko aloha dia tsy misy ahafantarana an'zany eeeee ! na ny echo aza mbola indraindray misy erreur !
fa raha izaho no eo @ toeranao dia patience ma chere ! tsy aleo ve miandry ny echo akia ? sao sanatria manko ka deçue eo dia mampalahelo eeee !

5. simplex ( 31/10/2008 12:00)

ra ohatra enao te hipipi mitsangana matetika dia lahy izay... ra mipetraka foana dia vavy izay.
Tsy mety tsony io famantarana io ra vao natao echo... :)
6. ni81 ( 31/10/2008 12:06)
ra ohatra enao te hipipi mitsangana matetika dia lahy izay... ra mipetraka foana dia vavy izay.
Tsy mety tsony io famantarana io ra vao natao echo...
=)) =)) =)) =))
7. booboo ( 31/10/2008 12:19)
Simplex > :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Misy miteny hoe raha vao ohatra lavalava ny kibo dia lahy, bof ny ahy lavalava nefa vavy kely. raha vavy hono dia bory² ny kibo.
Dia koa hoe rehefa " manaikitra " ilay zaza dia lahy, dia mbola re-bof ihany.
Dia koa hoe rehefa tia masira dia lahy, re-re bof hatrany.

Ariel > tsy efa manana eritreritra kely ve ianao hoe lahy na vavy ilay zana-Ariel ?

8. simplex ( 31/10/2008 12:22)

ary rehefa te hinana briky mafy dia mafy dia in kay? :)
9. ariel ( 31/10/2008 12:22)
sariaka5:

za aloha mananjanaka 2lahy fa samy hafa ny nitondrako azy, zany hoe ny iray tia masira ny iray tia mamy,ny toerany koa samy hafa ny iray tao @ gauche ny iray tao @ droite , de mananjanaka vavy koa aho fa oh masira no tiako taminy,fa saingy t@ za niteraka le vavy zany dia tena efa naniry be aho satria 2lahy ny voalohany ka vao nitsaika le zaza dia efa ny saiko no namboariko hoe vavy io ny zvt novidiako rehetra tonga dia ambavy daholo, rehefa natao anefa ny eco hatramin'ny 7mois mbola tsy hita ny sex fa nafeniny foana ny any amintsika koa moa tsy mazava loatra ny eco, dia nividy zvt neutre kely ihany aho saingy tsy bleu kanjo nony teraka vavy tokoa
mirary anao hahazo lahy e! fa na izany aza ze tonga eo re hifaliana fa ny manetsa be mbola ho avy e! sa tsy zany?

Za efa manan-janaka vavy kely ny voalohany de taminio zanako io ko toa otrany masira foana no tiako hohanina tena tsy tia mamy mihintsiny aho tamizay, fa amin'izao za de samy hohaniko doly reo na mamy na masira tsy de tena hitako oe inona no tena mahavantana ahy fa ny mamy be aloha tsy tiako a! de otrany mahaliana anahako le oe rehefa à gauche moa de oe lehilahy de rehefa a droite de vehivavy sa ahoana tsara? eny e! zay tonga eo ve moa tsy hisaorana amin'atra tsara daholo fa mba te hafantatra fotsiny, de misaotra anareo zay namaly anahako.
0
0
10. ariel ( 31/10/2008 12:25)
za aloha tena lahy mihintsy ny eritreritro e! satria za efa manana vavy kely ny voalohany fa za ry booboo sady tia mamy no tia masira ka iza aminireo zany no tena izy
11. booboo ( 31/10/2008 12:32)
ahoana izany à gauche na à droite izany ? lé inona no à gauche na à droite ? hihihihihihihihihi, tsy haha-lasa gaigy ve zany ( ho an'ny tsy mahafantatra tahaka anà hoe ilay inona no à gauche na à droite ) fa satria ndraindray heno hoe ary @ sisiny gauche ary ilay zaza, dia ndraindray ary ambony beeee ary, dia ndraindray ary @ droite sns :^) :^) :^)

Ariel > ià tsy mino an'ireny bla² ireny fa chaque grossesse est unique. ny azo antoka fotsiny dia misy zazakely ao hihihihihihihihihihi fa ilay hoe lahy na vavy dia surprise izany kloungany ny anao hatreto hihihihihihihi.
12. ariel ( 31/10/2008 12:46)
booboo:

hay azafady fa i sariaka kay no niteny anio fatsy enao
izy milaza fa samy hafa no nisy ny lamosiny zanany nefa samy lahy kely ny ray gauche de le zanany ray nipetraka a droite zay angamba koa no tiany ho lazaina fa tsy haiko tsara de zay lay izy booboo fa javascript:emoticon(':lol:')
Laughing
13. ariel ( 31/10/2008 12:48)
de izay no nampatonga anahako nametraka le fanontaniana
14. Noue ( 31/10/2008 13:49)
booboo:

Misy miteny hoe raha vao ohatra lavalava ny kibo dia lahy, bof ny ahy lavalava nefa vavy kely. raha vavy hono dia bory² ny kibo.
Dia koa hoe rehefa " manaikitra " ilay zaza dia lahy, dia mbola re-bof ihany.
Dia koa hoe rehefa tia masira dia lahy, re-re bof hatrany.

Ariel > tsy efa manana eritreritra kely ve ianao hoe lahy na vavy ilay zana-Ariel ?
dia amiko koa aloha dia bof bof daholo zany eeeeee ! raha oatra misy vavy iray tia mihinana sira bebe kokoa na mamy bebe kokoa midika inona moa izany eeee ?

heritreritr'ilay vavy io hoe drayyyy otran'hoe te-ihinana masira foana aho zany na mamy foana aho zany dia indro fa tonga ny andro nahaterahana dia lahy kely no nivoaka na vavy kely dia interpreténa hoe ouayyyyyyy zaho ry zareo t@ bevohoka an'io lahy kely io dia te-ihinana masira foana aaaaaa ! nefa misy vavy te-ihinana masira foana koa nefa vavy no nivoaka tao eeee !

dia ahoana zany aza ? inona no marina ???

samy manana ny metabolisiny tsirairay avy isika vavy eeeee ! raha nahazo lahy t@ fihinanana na ratsiana sira ianao dia nahazo lahy kely , na hoe ratsiana mamy ny vavy iray dia nahazo vavy kely , amiko tsy midika inona mahintsiny zany fa Andriamanitra irery iany no hinoako nahazahoako vavt na lahy fa tsy izay fihinanako sira na mamy eeeeeee

15. xxx ( 31/10/2008 14:48)
Ary nareo ve mino an\'ilay hoe misy olona mahalala hoe vavy na tsia, jereny fotsiny ianao, \"masim-bava\" hoy ny gasy

No inviter-na namana avy @ firenena hafa izay izahay teto Frantsa, izaho bevohoka . Dia nony nipetrapetraka niresaka teo dia hoy ilay rangahy tompo-trano tamiko , vao niditra teo ianao dia hitako fa efa ho teraka , lahy kely. Dia hoy ilay vadiny, izy io ange ohatran\'ny mahitahita ohatr\'izany e.

Dia avy eo nody izahay, vers 22h ... kanjo vers minuit dia lasa tany @ hopitaly fa vaky ny poche des eaux, dia tera-dahy ny maraina . Nefa mbola tokony ho dans 3 à 4 sem aho vao teraka

Hasard ve sa marina ilay hoe misy manana faculté manokana ny olona
16. Noue ( 31/10/2008 16:18)
misy olona manana don ka ! mais le fait hoe
Dia avy eo nody izahay, vers 22h ... kanjo vers minuit dia lasa tany @ hopitaly fa vaky ny poche des eaux, dia tera-dahy ny maraina . Nefa mbola tokony ho dans 3 à 4 sem aho vao teraka
mahagaga iany eeeee ! mais bon ! mety ho possible
17. simplex ( 31/10/2008 23:22)

mety tsy ho possible koa zany
joincidence fotsiny :)
18. ikaretsaka ( 01/11/2008 01:34)
misy ihany le masinteny io ka..misy bandy izay aryt atsimon'i bira ary ..fa vo mitsaika le zaza de efa arak'i lerty heo lahy iznay na vavy izany, na heo ho tsara ny vokatra vary @ ity ...hisy cyclone ho avy sns....
tsy manandro lery tsy misikidy fa @ izoa fotsiny... dia tena izany tokoa..
za anisany nolazain'i lery hono fa lahy
dia le nieceko koa vao hitany ny bofiny de hoe vavy io ... ary maro no mankany @ lery @ io resaka io!
19. rakaroka ( 01/11/2008 08:22)
[quote=booboo]
ny azo antoka fotsiny dia misy zazakely ao hihihihihihihihihihi fa ilay hoe lahy na vavy dia surprise izany klo :-w :-$ ungany ny anao hatreto hihihihihihihi.
:-D :-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D :-D
Tsy hanao toa ahy voalohany izay e: nino bbbe sady somary tsy nifanaraka t@ hoe naniry zaza ka tera-dahy . Matoa hoy aho tsy hitan'ny "écho" dia vavy izany . Dia efa nomaniko ny akanjombavy, efa nilazako doholo ny olona hoe ho teraka aho, ary vavy kely ! dia tonga nampiteraka ahy ny reniko nivatsy kavina kely sy rojo volamena : Nanatrika ny fiterahako izy. 8O 8O :-w :-$

Avy teo nivoaka ilay zaza, 'za tsy mbola nahita n'inn n'inn fa ny reniko sy ilay rasagy izany no nahita voalohany:
"Adray ! ho y ny reniko , toa lahikely , sady Ffffaaaaallllyyy any izy izany!"
:-w :-$ fa nony lahikely roa ny zanako vao tsapako hoe "tsy maninn mihitsy na hoe vavikely koa aza". Misy qualité be dia be koa ny vavikely an!

20. Noue ( 01/11/2008 11:40)
faniriana moa tsy maintsy misy eeeee ! fa tsy aleo ve izay omen'Andriamanitra ao no hifaliana eeee ?
zao manko aaaa ! mahafantatra vavy zay aho dia oe enganie ka ho vavy ity zanako zay ho avy ity aaaa ! dia tsy sahy nanontany ny valin'echo mahintsiny izy eee ! dia teraka soamantsara kanjo lahy aza no nivoaka tao ! dia inona ozy nareoooo ?????? sahy nilaza mahintsiny izy oe ny fitiavako an'io zanako lahy io dia tsy otrizao hitiavako raha vavt no nivoaka tao :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4322