te hananjanaka lahy

21. hery ( 01/11/2008 12:42)
Masinteny :-)

Ra-baina-nay any Dago dia vao mi-tel an'i leiry hoe bikina sns, mbola tsisy echo sns dia efa teneniny hoe lahy kely zany kanefa tsy hitany akory ilay vinantony :lol:

Dia tena zay tokoa... ra-bainanay io no tena masin-teny gravy.
22. fahamarinana ( 01/11/2008 13:16)
:arrow: tena raha zà ariel mitelephone any am papan'ny Hery sao mba... :D (l)
23. ni81 ( 01/11/2008 16:42)
tena raha zà ariel mitelephone any am papan'ny Hery sao mba...
=)) =))
24. Noue ( 01/11/2008 16:52)
:-D :-D :-D :-D :-D
25. sakaizakely ( 03/11/2008 11:06)
za njay tsy mino an zany

1 chance sur 2 de marina le vinavina, fa tsy zany njay no inoako vinanin'oul ka

Tam za bevohoka farany nandoa be fona de nisy oul niteny foana oe lahy le zaza fa raisiko ho commérages de bonnes femmes le izy satria na faniriko aza ny ho teradahy satria ny zokiny efa vavy, de tsy koi tamiko na mbola vavy ihany aza no teo; otra le oul kou no misahirana maminany ilay izy nefa za tompony aza tsy taitra. Amiko rehefa tomady sy salama tsara le zaza de zay no important fa tsy ny spéculation-ny manodidina

Amiko de tsy misy fahasamihafany ny miteraka lahy sy vavy fa ny fahasambarako nandray azy t@ fahatongavany teto antany dia mitovy daholo. Ny fahafinaretako mitaiza azy koa dia mitovy daholo, tsy misy hoe ny lahy mafy toto kokoa na ny vavy malefadefaka kokoa, fa samy ahitako pitiny amizay daholo na lahy na vavy. tsy dia tiako loatra ny clichés sy ny mametaka etikety @ lahy sy vavy. Ny complicité sy ny fifanakaikezan'ny fo @ rar sy zanaka dia arakaraky ny fitondrana sy ny fitaizana azy ihany fa tsy mitombina loatra ilay fiheverana fa ny vavy manao an'itsy de ny lahy manao an'iry :°) :°) :°)
26. sakaizakely ( 03/11/2008 11:13)
ny resaka position'ny zaza ao ankibo koa de mbola commérages de mémère ihany koa zany amiko satria efa in 3 bevohoka aho ary tsy hita avy ato andamosina mihitsy le kibo, ny manatrika aza arakarakiny ankanjo anaovana ndraindrai mila tsy tazana, fa mihorirana ihany vo hitabe tsy hay afenina. Zany oe nitovy foana ny endriky ny kiboko, nefa nisy vavy, nisy lahy
Tsy hita atokisana raha ny position'ilay zaza ankibo no anaovana vinany ka :wink:
tahakizany koa ny fihinanana masira sy mamy

aleo mihitsy tsy maminavina fa mahareta fotsiny ny écho manaraka e, manjary ho lasa saina fotsiny :°) :°)
27. tess ( 03/11/2008 12:47)
fahamarinana:

:arrow: tena raha zà ariel mitelephone any am papan'ny Hery sao mba... :D (l)



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. xxx ( 03/11/2008 14:25)
:-P
29. elyzo ( 04/11/2008 07:42)
Raha toa ka napetrakao taorian'ny 14èm jrs izy dia betsaka kokoa ny chance mahalahy azy.....sy ko we tia zvt marikivy enao amzao!! Fa saingy we vinavina iany zany fa iza mou mahita ze ao e!! Mba resaka iny.
30. fijo ( 06/11/2008 23:07)
raiso sy tiavo izay eo e.
31. ainaheri ( 13/11/2008 17:09)
fahamarinana:

:arrow: tena raha zà ariel mitelephone any am papan'ny Hery sao mba... :D (l)

Aza manapa-tripy an =))=))=))=))

32. Ratoa ( 14/11/2008 14:40)
Ho anareo izay maniry lahy na vavy.

rehefa mifanakaiky kely ny fahaterahan'ny zaza roa (9 mois à 14 mois de distance) dia tsy maintsy sexe opposé no tonga amin'ny faharoa.

Raha reradreraka rangahy na tsy tomady loatra (au moment de la conception) dia lahy ny zaza. Raha i Ramatoa kosa no reradreraka na tsy tomady dia vavy ny zaza. Scientifique io, nanaovana observation clinique.
33. sophi ( 14/10/2011 08:07)
slm , ny ana ndray aloaha vevavy tia zavatra mamy de lelahy fa raha makirana de vevavy
ariel:

efa bevoka 4mois aho za fa nareo ve mba mahalala aminy fomba gasy oe inona ny signe ahafantarana oe vavy sa lahy zaza, mba izarao re zay mahalala , efa nanao eco fa mbola tsy hita ny sexe ka mba liana te hahafantatra misaotra mialoha anareo

34. sophi ( 14/10/2011 08:17)
NY @ lehilahy ndray raha mihinana zavatra mamy fona anao de lelahy fa raha makirana de vavy efa maro ny hitako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2953