Marion:

1. tianjhi ( 30/10/2008 11:34)
mlay be e! :lol:
novalian'i Papoose ny 30/10/2008 15:49
2. Noue ( 30/10/2008 11:54)
aiza ??? :)
3. Papoose ( 30/10/2008 15:49)
za vao saika hanokatra dinika mikasika azy!
mahafinaritra ahy daholo aloha ny hirany hatreto!
izy koa misy trait-ny mahafinaritra

dia sady manararaotra mangataka ny tononkiran'ilay hoe "tsy haiko lavina"zay manana eeeeeeeeeeeee (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0635