Ao fa tsy avelako hiady irery hianao Lebila an, mba niezaka nitady an-dRaklio aho teto amin'ny tranokala fa hira vaovao daholo, tsy nahita ny hira tamin'ny andron'Ny Rahona ireny.
Hany ka an-kandrina sisa miventso ireny "Mitakoko amorom-patana" sy ny "Bodo an, toa mangingina ny eto", indrindra fa ny "Reko fa nandalo teto hianao omaly hariva".