Mitady trano hofaina ao Cognac, na châteaubernard.

1. ri ( 01/11/2008 18:12)
Manaona daholo!

Ho an'ny gasy (na vazah) mipetraka ao Cognac : sao mba manana trano ahofa ianareo ?
Hanao stage-na interprète ao mantsy za : du 8nov au 5décembre. Tsy nahavita nikaroka mialoha aho ka dia mifatratra eto amin'ny internet.

Ny budget-ko dia : 300€/mois.
Mety amiko ny resaka "chambre chez l'habitant" satria tena tsy mahita aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2422