omeo anay anio...

1. diamondra27 ( 01/11/2008 21:30)
mba hafa kely ndray ity an
nefa tokony we ...omeo anay anio ny haninay isanandro

[img=http://img89.imageshack.us/img89/6154/painab5.th.jpg][img=http://img89.imageshack.us/images/thpix.gif]
2. diamondra27 ( 01/11/2008 21:31)
azafady fa tsy nety
[URL=http://img89.imageshack.us/my.php?image=painab5.jpg][IMG]http://img89.imageshack.us/img89/6154/painab5.th.jpg[/IMG][/URL][URL=http://g.imageshack.us/thpix.php][IMG]http://img89.imageshack.us/images/thpix.gif[/IMG][/URL]
3. AnA ( 02/11/2008 06:12)
ny interpretation-nao no tsy ao! fa inn no idiran'vavaka am io ?
4. AnA ( 04/11/2008 05:41)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f19b5f52993
5. diamondra27 ( 08/11/2008 08:23)
AnA: dinika fahatany ahoana e

lazao aloha ny fahitanao ilay sary . INona no tonga ao an-tsainao, inona ny interprete-nao io sary io

ny ahy dia tany amin'ny resaka vavaka no niantefako voalohany satria misy mofo io dia mivelatra ny tanana = mangataka izany
hoy ilay vavaka hoe: donne-nous notre pain quotidien nefa eto le mofo ndray no mangataka

Raha alefa lavitra io dia misy morale azo avy aminy hoe: lakalaka ny fiainana ka mila mitandrina , manan-kani-ko hanina ianao anio tsy hainao izay miandry anao rahampitso, mety hangataka ianao, tsy misy maniry an'izany fa saingy indrisy mateti-pitranga izany tato ho ato ho an'ireny olona tra-boina ireny, tratry ny innondation , cyclone sns . Hany ka lasa mi-depime no iafarany.

dinika fahatany ve ity izany sa mba azo ifampidinihina ihany sa tonga dia tsy avela hidinika ny olona
:lol:
6. diamondra27 ( 08/11/2008 08:25)
io aloha no azoko ambara momba io sary io fa ny an'ny hafa mety tsy ho izay

Tsy mitovy fomba fijery ane isika ry AnA e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1869