Liste des messages
Liste des messages, inserés par vahiny2004, par ordre de date
vahiny2004
(
06/04/2016 12:52)
Vatovavy Fitovinany
Hono ho aho , misy dikany na tantara ve io anarana région io " Vatovavy Fitovinany" ?
Misaotra mialoha ...
suite
répondu par Calinbrandon le 10/07/2017 07:02
vahiny2004
(
04/11/2014 09:14)
Misafo helika ny kary
Hono ho aho, sao mba misy mahalala ny hevitr'io "misafo helika ny kary" io , 1h du matin io @ ora malagasy , ka mba tiako ho azo ny heviny
Ny hafa toa azo daholo ihany "Vaky masoandro" , "mody mpamos...
suite
répondu par vahiny2004 le 05/11/2014 13:36
vahiny2004
(
12/03/2014 10:21)
Tromba
Ahoana marina kay ny momba ireny tromba ireny ?
Misy olona ve misafidy hoe te hisy tromba aho sa olona voafidy ?
Afaka mifidy ve hoe te ho tromban'i Anona aho, sa dia izay tonga eo ...
Misaotra...
suite
répondu par ZentoGod le 25/10/2024 18:25
vahiny2004
(
15/02/2014 13:22)
Sôva
Miarahaba ô !
Sao mba misy mahita site misy karazana sôva malagasy ? Nianarana t@ T7 - T8 (5ème - 4ème) izy ireny fa tsy misy tadidiko intsony ka mba te hiverina hamaky azy.
Sôva momba ny vato...
suite
répondu par Aminata le 03/06/2023 12:38
vahiny2004
(
15/11/2013 09:42)
ni ... ni ...
Inona no tsoa-kevitra tokony horaisina izany : efa natao hoe "Ni ... Ni... " ilay fifidianana, dia nefa izao toa ny candidat ndry Ni-Ni ireto no tonga @ fihodinana faha 2
Raha ny marina izany dia ts...
suite
répondu par margrity le 22/11/2013 01:10
vahiny2004
(
21/10/2013 09:08)
Fikarakarana ravitoto maina
Hono ho aho, ahoana r'ireto no fomba andrahoana ravitoto maina?
Manana aho manko dia nandrahoiko ny atsasany, angamba efa ho adiny 5 no nandrahoako azy nefa dia tena mbola ohatry ny maina makina be ...
suite
répondu par radadatoa le 14/03/2014 09:47
vahiny2004
(
20/08/2013 14:41)
Tsy kivy ve ?
Tsy kivy ve Nehemiah ? Toa tsy misy mamaly ilay zavatra soratanao be dia be ? ...
suite
répondu par neiar le 06/03/2014 09:03
vahiny2004
(
30/11/2009 10:42)
Tsy handeha
Nareo ve nanantena fa handeha io fitondrana tetezamita io ?
Biby maro loha izany tsy mandeha, ny hafa misintona mankary, ny hafa misintona mankatsy ... Resaka tefitefena fotsiny handeha fa logiquem...
suite
répondu par vahiny2004 le 01/12/2009 07:25
vahiny2004
(
10/03/2009 09:40)
Aza miady intsony
Izao ry reto a, tsy misy antony iadivan-tsika entre malagasy intsony, mazava izao:
Les pays riches ont décidé sur notre sort, tsy misy afaka ovaina intsony , question de temps fotsiny sisa. [b]N...
suite
répondu par ndenn le 10/03/2009 11:28
vahiny2004
(
31/10/2008 15:08)
sauce fihinana miaraka @ samos
Manao ahoana daholo,
inona kay ny sauce fihinana @ samos azafady ?
Dia ahoana ny fanamboarana azy
Misaotra ...
suite
répondu par sipagasy le 09/11/2008 15:48
vahiny2004
(
25/01/2008 10:21)
vidina ordinateur any M/Car
Sao mba misy afaka manampy ahy
misy fianakaviako any M/car, mail no mba hifandraisanay, dia @ izao fotoana izao maty ny ordinateur-ny, dia malahelo be izy fa tsy mifampita vaovao intsony aminay. Mb...
suite
répondu par ikaretsaka le 16/02/2008 14:31
vahiny2004
(
21/12/2006 15:03)
Mitady tononkira /mpihira azy (tsy ao @ tononkira serasera)
Mba mitady ny tonony feno an'ilay hira hoe
Misaotra Anao zahay
ry Tompo tia anay
Fa mbola nomenao tombon'andro
hahay midera Anao
Ny zavatra hatao
Ankinina Aminao
Ny fahasoavanao
He...
suite
répondu par Fiffi le 22/12/2006 10:31
