Tsy handeha
1. vahiny2004
(
30/11/2009 10:42)
Nareo ve nanantena fa handeha io fitondrana tetezamita io ?
Biby maro loha izany tsy mandeha, ny hafa misintona mankary, ny hafa misintona mankatsy ... Resaka tefitefena fotsiny handeha fa logiquement tsy misy antenaina mihintsy io na kely aza
Voan'i deba daholo indray t@ iny

novalian'i vahiny2004 ny 01/12/2009 07:25
2. terrywui
(
30/11/2009 10:50)
marina mitsy ny anlah ravahiny a ....! tokony biby tokandoha ihany marina letsy ee???
--tokony esorina teo daholo reo vendrana reo lety e?? fetison e, emmenuel e, rakotoarivelo e....tokony ho ny tgv ihany lety e??
--tokony esorina teo daholo reo vendrana reo lety e?? fetison e, emmenuel e, rakotoarivelo e....tokony ho ny tgv ihany lety e??
3. Mirananirina
(
30/11/2009 11:36)
Izay aloha dia marina tokony ho 1 ihany no mpitondra,nefa kosa raha olona hita izao fa tsy mahay no manimba ny firenena,aleo hoentin'olomaro toa iza hihinan'ny fatiny eo ny vahoaka.
4. pikatti
(
30/11/2009 12:05)
Efa hita fa tsy mamely io tgv io fa aleo pasena guillotine any MaputoIII any ,efa miandry any daholo ny mantsy ry zalahy reo ,tsy zakany le tgv naniratsira azy reny :-D :-D
5. vahiny2004
(
30/11/2009 14:24)
Fa izaho anie tsy nilaza hoe i TGV irery no tokony ho eo e , au contraire , i TGV indrindra no tokony hiala eo fa io no tena fototry ny olan'ity firenena ity
6. terrywui
(
30/11/2009 14:57)
Fa izaho anie nilaza hoe i TGV irery no tokony ho eo e , au contraire , i TGV indrindra no tokony ho eo fa io no tena fototry ny vahaolan'ity firenena itymerci vahiny2004 tena marina ny teninalh fa raha tsy ny TGV no eo tsy mivaha ity olana am firenena ty ...!!! ok lesss a !
7. pikatti
(
30/11/2009 21:54)
tena marina ny teninalh fa raha tsy ny R8 no eo tsy mivaha ity olana am firenena ty ...!!! ok lesss a ! 8O
lasa any I Andry haka an-dR8 fa tsy zakany ntson,y lay pressions !!! boda ,y lohany klé :-D
lasa any I Andry haka an-dR8 fa tsy zakany ntson,y lay pressions !!! boda ,y lohany klé :-D
8. vahiny2004
(
01/12/2009 07:25)
terrywui:
merci vahiny2004 tena marina ny teninalh fa raha ny TGV no eo dia tsy hivaha ity olana am firenena ty ...!!! ok lesss a !
Samy mahay an !!!! Hita mihintsy nareo mianakavy fa mpandainga sy tsy azo itokisana !!!