Aza miady intsony

1. vahiny2004 ( 10/03/2009 09:40)
Izao ry reto a, tsy misy antony iadivan-tsika entre malagasy intsony, mazava izao:

Les pays riches ont décidé sur notre sort, tsy misy afaka ovaina intsony , question de temps fotsiny sisa. Na Ra8 na TGV dia tsy masi mandidy eto @ tanintsika fa ny hafa no mandidy

Tetika daholo ireo karazana "révolutions" sy "manifestations" rehetra ireo fa efa fantany ny hatao antsika.

Indrisy fa nisy malagasy nety natao "saribakoly" hitarika izao korontana be izao (olona fiangonana ... )
Indrisy fa tsy taka-tsika malagasy madinika ny tanjona tao ambadik'izao rehetra izao , ka dia izao miady ohatry ny axxxx isika mianakavy

Fara faharatsiny, aleo re tsy mifandroba sy mifamono isika fa tsy misy tombony ho azontsika velively @ izany
novalian'i ndenn ny 10/03/2009 11:28
2. xxx ( 10/03/2009 09:45)
misy anjely latsaka an-tany ty ka le ! tsy ampy elatra sisa
3. TIMTIKO ( 10/03/2009 09:57)
IZAHAY TSY MATAHOTRA AN IZA N IZA NA TGV NA NA FRANTAY NA ONU NA OUA TSIMAINTSY VONOINAY IZAY NANAPOTIKA NY FANANANAY

TIFIRINAY MIARAKA AAMI MIARAMILA SY MERSENERA RAHA ILAINA
TIM TIM IHANY TIM HATRANY

VITA
4. yuka ( 10/03/2009 10:06)
hay mbola misy TIM sahy mijoro ato :D
misaotra ee :P :-*
5. vahiny2004 ( 10/03/2009 10:07)
TIMTIKO:

IZAHAY TSY MATAHOTRA AN IZA N IZA NA TGV NA NA FRANTAY NA ONU NA OUA TSIMAINTSY VONOINAY IZAY NANAPOTIKA NY FANANANAY

TIFIRINAY MIARAKA AAMI MIARAMILA SY MERSENERA RAHA ILAINA
TIM TIM IHANY TIM HATRANY

VITA


Raha mba efficace anie izany dia tena mety e, jereo fa mi patine fotsiny ny toe-draharaha .

Izaho dia nankasitraka ny légalité, sans être forcément pro Ra8 , fa very fanantenana aho izao fa tsy dans la logique normale izao mitranga izao fa misy ambadika goavana e
6. bazylou ( 10/03/2009 10:53)
tim reraka
7. tsinjo ( 10/03/2009 10:57)
aleo reraka to zay vendrana ra bazylou a :lol: :lol:
8. ndenn ( 10/03/2009 11:28)
vahiny2004:

Izao ry reto a, tsy misy antony iadivan-tsika entre malagasy intsony, mazava izao:

Les pays riches ont décidé sur notre sort, tsy misy afaka ovaina intsony , question de temps fotsiny sisa. Na Ra8 na TGV dia tsy masi mandidy eto @ tanintsika fa ny hafa no mandidy

Tetika daholo ireo karazana "révolutions" sy "manifestations" rehetra ireo fa efa fantany ny hatao antsika.

Indrisy fa nisy malagasy nety natao "saribakoly" hitarika izao korontana be izao (olona fiangonana ... )
Indrisy fa tsy taka-tsika malagasy madinika ny tanjona tao ambadik'izao rehetra izao , ka dia izao miady ohatry ny axxxx isika mianakavy

Fara faharatsiny, aleo re tsy mifandroba sy mifamono isika fa tsy misy tombony ho azontsika velively @ izany


Marina tokoa ny voalazanao nefa indrisy, betsaka ny malagasy tsy mbola mahita ny tena lalan-kizorana hamahana ny olana mianjady @ Madagasikara noho ny fampiorinanan-kevitra azo avy @ masses medias sy ny fampianarana ,eny fa na dia eny @ ireo université manerana ny nosy aza izany .
:oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4529