ahoana ary zany ? iza no mahay an'io eeeee ?

1. Noue ( 03/11/2008 15:34)
nisy rangaha zay eee ! manana ondry sivy izy dia il a gravé sur une pierre hoe 9 ny ondriko aaa

dia izao zany no soratra hita teo @ ilay vato

IX = 9 io aaaa

dia namidiny aza ny 3 = III io aaaaa !

dia ahoana kay no hanoratany eo @ io vato io hoe ENINA sisa ny ambiny ondriny ?

tsy azo ovaina io IX io aaaaa !

valiny ?
novalian'i Lejoba ny 04/12/2008 15:05
2. tess ( 03/11/2008 16:33)
111+111=6 sisan'ny ondry tavela fa novonina ny telo :-D :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 03/11/2008 17:25)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D fa 111+111 nga lasa oe IX sivy chiffre romain eee ? :-D :-D :-D :-D :-D

tsy mahazo kasihina oa ilay oe IX io aaaa :-D :-D :-D :-D
4. ikaretsaka ( 03/11/2008 18:17)
asiany S eo alohan'ilay x koa :wink: dia lasa hoe six
5. vale ( 03/11/2008 18:20)
:-D :-D :-D milay leisy Ika annn, tena tsy takatry ny saiko indray iny!!!! hihihihihi
6. Noue ( 03/11/2008 18:25)
ikaretsaka:

asiany S eo alohan'ilay x koa :wink: dia lasa hoe six
k'letiaaaaaa ! ikaretsaka kosa eeeeeeeeee avy dia azo ilay valiny aaaaaaaaaaa


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Noue ( 03/11/2008 18:26)
ikaretsaka:

asiany S eo alohan'ilay x koa :wink: dia lasa hoe six
k'letiaaaaaaaaaaaaa ! ikaretsaka kosa eeeeeeeee ! avy dia azo ilay valiny aaaaaaaa


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. ikaretsaka ( 03/11/2008 20:34)
:-$
9. Noue ( 03/11/2008 21:14)
:-D :-D :-D :-D :-D
10. nolalaina ( 05/11/2008 14:52)
IXIIIIII = 6
mety V io ??
11. ssendra ( 05/11/2008 17:44)
nolalaina : ka efa hoe SIX no valiny :-P
12. ikaretsaka ( 05/11/2008 17:51)
asiana S alohan'ny IX re ho an'ireo zatra fahanana fotsiny e
S+IX= SIX --->enina!
13. fahamarinana ( 06/11/2008 07:33)
:arrow: ary zahay mba handray anjara dia tonga dia nidin'ikaretsaka ilay karetsaka...tsssss...inona ary ty. :-P (l)
14. ikaretsaka ( 06/11/2008 18:34)
inona aty ity ..afokasoka sa labozii ve?
15. fitiatantely ( 29/11/2008 08:00)
Ny anay ny karetsaka tsy misy lahany de tsy karetsaka izany no sady ts gadana no sady ts lakile fa inona ry karetsaka?
16. kotobekibo ( 03/12/2008 13:17)
hainareo ary v ilay hira hoe academie ? :-P
17. tenagasy ( 04/12/2008 08:43)
Izany ve tsy SAVILY r'i fitiatantely?
18. Lejoba ( 04/12/2008 15:05)
kotobekibo : tojo anao academie rana (be sasy lol)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1102