Ny pub eto @ serasera

1. ni81 ( 03/11/2008 11:42)
Mba azo azavaina ve fa tsy azoko (asa na zà mihitsy no dondrona :lol: ) ny momba ilay hoe: mi-clic eo @ pub dia misy ampahany ho an'ny serasera rehefa manao izany. Misaotra e :)
novalian'i hery ny 10/11/2008 13:16
2. hery ( 03/11/2008 12:30)
Ny pub miseho eto amin'ny serasera dia apetraky ny olona. Espace vidiana ireny.

Ohatra fotsiny hoe misy entreprise iray mametraka pub eto amin'ny serasera dia tenenina azy hoe 0,01 Euro (1 centime) ny click iray. Dia mividy forfait izy hoe ok, hanome 20 Euros izahay amin'ity site-nay ity. Dia mipetraka eo foana ny pub-ny mandrapahalany ilay 20 Euros.

FA izao tokoa, na ianareo, namana tsotra mpikambana, aza anie afaka mametraka pub e. Asa, izay zavatra eritreretinareo tokony ho be mpijery :-)
3. ni81 ( 03/11/2008 12:45)
Misaotra fa mazava e! :)
4. sitlo ( 04/11/2008 22:21)
hmmm

20/0.01 = 2000

raha mandoa 20 Eu anaovana dedikasy izany aho, ka raha isaky ny 2 andro vao misy manindry ilay izy dia 4000 andro = 10 taona mahery mbola eo foana. Misy eritreretina kosa izany k'ity.
5. hery ( 10/11/2008 13:16)
sitlo> 0,01 Euro (1 centime) ny click iray fa tsy ny andro iray :-)

Be mpitsidika ny site dia be mpanindry koa ny pub
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9191