Mba azo azavaina ve fa tsy azoko (asa na zà mihitsy no dondrona :lol: ) ny momba ilay hoe: mi-clic eo @ pub dia misy ampahany ho an'ny serasera rehefa manao izany. Misaotra e :)
raha mandoa 20 Eu anaovana dedikasy izany aho, ka raha isaky ny 2 andro vao misy manindry ilay izy dia 4000 andro = 10 taona mahery mbola eo foana. Misy eritreretina kosa izany k'ity.