Ho avy ity ny US election ny maso rehetra de mitodika..
1. naughtyboy
(
28/10/2008 15:14)
mitodika @ bekintana ny masony tontolo rehetra ,miandrandra ity fifidianana ho avy tsy ho ela ity,ny demokraty kandida B.Obama no mitarika ny isa ambony @ fanadihadiana atr@ zao(survey polls) ary i J.McCain misolo tena ny repoblikana no manaraka azy ao ko reo kandida hafa toa an'i C.Baldwin avy @ Constitution,R.Nader(independent),B.Barr(Libertarian),C.Mc Kinney(Green),ahoana no fijerintsika ny akony io manoloana ny tontolony politika erantany...
Vao saika nisy hamono omaly moa i B.Obama kofa 2 avy @ KKK ary voasambotra izy reo ,nefa raha ny fijeriny rehetra dia izy no mety ahatanteraka ny faniriany M.L.King mpitaritolona sy mpandala ny zony mainty hoditra vitsy an'isa ao amerika "I have dream..." nefa mbola mifono zvmiafina be ny ampitso ny fifidianana...mba zarazarao ny hevitsika..

novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:13
2. penguin
(
28/10/2008 15:55)
Lazaivo koa fa malaza sy mahavita ny vitan'i Obama elah any @ misy an'elah any. Tairo indray no resabe hoe haiko iry sy reroa hoe. Miseho milay lava izao. Aza kiviana ny Malagasy rehefa tsy mahita atokona antanin'olona. milelafa tsara any.
3. ravatorano
(
29/10/2008 09:11)
ilay hevitrao momba ny fifidiana any zamerika no tiana ho zaraina eto ra penguin fa tsy ilay tsikera ho an dra naughtyboy a !
avelao any izy na favy na mahay amin'ny misy azy any fa ny hevitrao fotsiny ambara e ! sa manahirana izany raha tsy miatomboka amin 'io :wink:
amiko dia mety hitsimbadika tampoka io fifidianana io satria raha toa ka i Obama no ho lany eo dia izy izany no olona "hafa loko" voalohany hitondra any zamerika ka hipetraka eo amin'ny toerana faraké ambony any
ny politika arahany aloha misy sy tsara indrindra raha ny eo amin'ny fandriampahalemana eran-tany.ny fialan'i *etazonia any Iraka amiko dia efa tena zava dehibe ary tsara raha tohiziny ihany koa izany any Afghanistan sy ny toerana hafa
Fa raha ho an'ny ankamaroan'ny malagas aloha ra naughtyboy dia tsary misy maalala an'izeany sy izay fandehany any fa ny azy eto aza manahirana azy ary na eto andrenivohitra aza no anontanianao momba an'io dia misy ho afa-Barack obamah eo hamaly hoe tena tsa misy haiko zany lazainareo izany

4. karavasy
(
29/10/2008 10:03)
Ny gasy sahala anareo manampahaizana ary be fandalinana sy tsikera saingy be korera sady tsy mahavaha olana. Fitarainan-dava no tianareo ataon'ny olona. Ny olona vonona hiafy sy hisasatra vao mihoty ny soa. Ianareo tsy hitovy amin'ny any na andalina eo aza.
5. naughtyboy
(
29/10/2008 12:33)
anisany fiodinana lehibe tko aratantara ravatorano io tsy ao zamerika ihany fa ny firindrany tontolo politika erantany,ekonomika,fandriampahalemana sns...tsara ra resahina ihany satria ra misy ny krizy erantany ,adilahy sy ny fiakarany vidimpiainana,solika n\\\'aiza2 de ao ambadiky zany foana bekintana sy ny tandrefana ary ny tatsinanana
le resaka Irak,Afghanistan,Iran,Syria..fampanantenana alohany fifidianana aloha tsy midika ho asa efa vita ra nilaza i B.Obama fa ampodiany ny tafika amerikana atr@ 2010 ,ny fandaharampotoana sy fitsipidalana tsy maintsy ho arahiny mpanofatrano vao2 ny trano fotsy de maro2 ihany no ao anaty lisitra
Anisany vaindohandraharaha @ zany ny Israely/Palestine ,heritaona izay no nihaonany filoha 3 tao Annapolis, i G.W.Bush praiministra Israeliana Ehud Olmert sy Palestinian President Mahmoud Abbas tsy nisy nahita marimaritra iraisana momba ireo tsy manakialofana sy ny fiandrianany Jerusalem ,erahamahalala fa ao ambadiky Israely foana mo ny bekintana efa atr@ zay ary reo fototra nanorina ny ekonomia,soridalana politika amerikana
dia mametraka izany ho ambony noho ny rehetra atr@ filoha

6. vale
(
29/10/2008 13:01)
Tiko(de préférence) raha lany i Obama. Ny antony de noho izy hafa volon-koditra.Tsy mampaninona ahy ihany koa anefa raha i Mc Cain no tafiakatra eo.
7. penguin
(
29/10/2008 14:21)
Hivereno vakiana ny fandalinana motraka nadikadika etsy sy eroa nataonareo ééé. Avy eo miseho Baoby nefa copy and paste. Gasy andafy milay sady sahalan'i Obama an
8. vale
(
29/10/2008 14:58)
penguin : aiza ny fiseona boby amzao? resaka politika tsotra koa oe miseho boby ny gasy an-dafy? fa taoko vaovao miely eran-tany io fifidianana io koh, sady amzay firenena matanjaka indrindra, manitikitika ny sain'ny maro. :roll:
9. naughtyboy
(
29/10/2008 15:02)
vale> za kalo tsy afeniko fa i B.Obama ko no andrandraiko noho ny drafitra arosony ,i Mc Cain de tsisy hafa @ G.W.Bush tia mihetraketraka no miray lovia CIA,sy ny Orinasa famatsiana fitaovampiadina lehibe indrindra/Military Industry Complex izay liandra
10. vale
(
29/10/2008 16:05)
naughty> izay manko, sady be ny manantena azy an!! fa ho hita eo ihany e :wink:
11. naughtyboy
(
30/10/2008 10:41)
ra jerena reo antoko roa lehibe mpifanandrina nanolotra ireo kandida , tsy fahafaliana no azony vahoaka amerikana noho ny lavaka aratoekarena(wall street)netiny fitondrana repoblikana t@ reo mandat 2 farany ny herisetra eratany atr@ niakarany G.W.Bush/D.Cheney tsy fisiany fifandraharahana aradiplaomatika sy fanajana ny lalana iraisampirenena,soridalana politika arahiny kandida McCain(fampandriantany aratafika/namoronana reo helo antany abhu graib,guantanamo bay)ny fijeriny Bush fototry fifandraharahana ivelany\"tsy ilaina ny fifandraharahana raha tsy ny olona ifandraharahana no manaiky voalohany... \"ny momba an\'i McCain izay mitonona ho mahery fo ny ady vietnam aza de fosika ,nanjera baomba reo tambanivohitra tsy manatsiny ary novonjeny fahavalony aza ny ainy ka nifampiraharaha t@ izy reo .
i B.Obama dia betsaka ny miandrandra fiovana avy aminy tsy noho ny maha hafa volokonditra azy fotsiny ,endrika vaovao fitondrana amerikana zay marihina fa mafy fototra @ fiarovana ny fototry ny fiandrianampirenena ao aminy,ny zv tena tsy ho azony atao fotsiny de tsotra ny ivreina hanoratra sy hanova reo lalana fitondrana ny tany sy ny fanjakany bekintana ary fa kosa amaha reo olana mihatra mivantana @ fiananmpirenena amerikana,manana fifandraisana manokana @ reo vohikala jiosy/jewish cartel izy ary tombony manokana ho azy @ afera israely/palestina

12. penguin
(
30/10/2008 15:39)
Ny anay naughty no fidianay ary nanas no lefitrany dia manampy azy ao ry bazylou sy ny mpanoratra hoe le-8.
13. naughtyboy
(
30/10/2008 21:15)
i Sarah Palin mo de tsy kaonty e mitovy @ zanety isan'oul fotsiny =)) =)) =)) =)) =))
14. ikaretsaka
(
30/10/2008 22:07)
ho an'ireo kintana sy tsoriadriaka rehetra ..... na apondra na elefanta na maintso na fotsy ....aza adino fotsiny ny mifidy @ 4 novambra e :wink:
15. naughtyboy
(
31/10/2008 13:57)
nena ry ika le halabato ty no atahorako @ McCain fa ra zay no mipoitra de Riot b mahatsiravina no hiseho,efa nisy manko io halabato io t@ mandat i Bush faha-2 ka naharesy an'i Al Gore(izay tao Florida) ..
16. ikaretsaka
(
31/10/2008 19:12)
hatraty io ry naughty
matahotra mafy an0dry zalahy ao ambohiboay sy ambohiboasary ao indray aho sao hanondrana.
dia ireo zalahy mena hatoka ao andemaka be ao koa tsalotsalo izay ihany
matahotra mafy an0dry zalahy ao ambohiboay sy ambohiboasary ao indray aho sao hanondrana.
dia ireo zalahy mena hatoka ao andemaka be ao koa tsalotsalo izay ihany
17. fijo
(
31/10/2008 21:34)
mino aho ,fa tsy hosahy hamerina ny nataony tamin'ny ralobolobo faha2 in yintsony ry zalahy.efa henatra be hoan'ny bekintana iny nataony tamin'ny ralobolobo iny.ny ahy ny ahiako ,dia ny hamonoandry zalahy azy.
18. ikaretsaka
(
01/11/2008 01:25)
le mena hatoka farmers be ary @ ozarks sns nge letsy ry fijo ka nandra koa e..
ireny misy manoatra nohon'ny gasy any @ dezaka le hoe omem-bola sy vary de miova safidy ho'zy sareraka izay!
ireny misy manoatra nohon'ny gasy any @ dezaka le hoe omem-bola sy vary de miova safidy ho'zy sareraka izay!
20. cutie
(
01/11/2008 17:23)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-11-2008 02:25:48=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Lohateny : Re : Ho avy ity ny US election ny maso rehetra de mitodika..
le mena hatoka farmers be ary @ ozarks sns nge letsy ry fijo ka nandra koa e..
ireny misy manoatra nohon'ny gasy any @ dezaka le hoe omem-bola sy vary de miova safidy ho'zy sareraka izay!
indrisy fa feno an'reny ny tanana