Ho avy ity ny US election ny maso rehetra de mitodika..
42. tsimati
(
14/11/2008 15:27)
mila naughtyboy misy loha mahay ny sehatra rehetra izahay fa toa variana manazava fahalalana fotsiny no asany. Hazavaina daholo ny rehetra ary tena fatratra an.
45. naughtyboy
(
17/11/2008 11:54)
manana olana @ zany nga i zanety satria tsy takatry ny sainy ny zv miseho manodidina ny vazatany rehetra... =))
46. penguin
(
18/11/2008 14:19)
Hahahahaha i naughtyboy owa mahay ny eran'ny vaza-tany efatra nefa tsy misy zava-bitany azony haroso fa mitapitapy mandika teny gasy izay hitany eran'ny gazety sy filazam-baovao rehetra eny. Samy manokatra Internet ry notty fa aza be resaka a!!! Tsara aloha rehefa mitatitra saingy mba soraty hoe nalaiko tary zay resaka zay hoe. hahahaha=D> =D> ^:^ ^:^
47. naughtyboy
(
18/11/2008 14:49)
nalaina taiza sy nadika taiza oe ry zanety maivandoha lazao eto ,ny resak refa tsy zakany ny atidoha zanety mazava oazy de mapitapy azy ,izy io mo de olany manokana teto atr@ zay..reo malagasy mahiratra sy ampy saina no ifanakalozako hevitra eto fa tsy ny tsy mahalala A sy Z ny politika fa vavany mpitaty rakena toa jeankely na zanety =)) =))
49. naughtyboy
(
19/11/2008 11:34)
... erahamahalala olana @ tsy fahampiny fahalalany sy fahamaizinatsaina indray mahazo azy eto ka ny dikany tapaka lalandra aza tsy fantany ...tsy mandany fotoana @ tony ol,tsy mahalala ny zv resahiny aho fa dinganiko fotsiny @ manaraka :-$
50. penguin
(
19/11/2008 16:06)
Dingano lehibe fa zay koa le hafatra kay tonga tany vare? :-D :-D :-D
51. naughtyboy
(
19/11/2008 17:45)
ny fiarovana an'i O.Barak izao no malaza manadrapahatongany fandraisany fahefana..
52. penguin
(
24/11/2008 15:13)
Voaharon'i notti io ve sa misy anjaran'i notti zany ? Mba vonoy amin'izay ty baolina gasy ty owa f'aza atao resaka fotsiny. :-P :-P :-P Naughtyboy mahay be saingy tsy mahafaty baolina.
54. penguin
(
04/12/2008 15:13)
Laozana mifoka rongony fotsiny koa aiza no tsy hievitra manana hevitra ambony foana. Hajanony @'izay io ra-notti fa sady mankarary an-doha no manetroka ty izy. :-P :-P :-P
