Ho avy ity ny US election ny maso rehetra de mitodika..

21. rakaroka ( 02/11/2008 18:03)
Dia mbô hitsimbadika kosa aloha ny "tantara eto @ kion-dalana fa 4 nov eto an, hafa any izany mbô hafa loko sy look indray no hitondra. Manja ka! :lol: =D> =D> =D>
22. naughtyboy ( 03/11/2008 12:42)
izay maintsiny :D ..fa ankotran'zay anisany nahafinaritra ahy ko zao @ sport ny nijery an'i Lewis Hamilton anglisy nahazo ny tompondakany F1 omaly iny (G.P braziliana)aiza ko 23 taona monja defa nandresy reo champ retra2 teo alohany ... ny fahombiazana de natao ho any rehetra e ,ze mihezaka ..
23. ikaretsaka ( 03/11/2008 18:00)
ny ahy letsy ry noty tena le olona nay @ Trailer parks sns.. sy ny hillbillies no ahiako hanondrana @ ity.. ireo nge letsy hafahhafa saina izay e
indrindra rehefa tsy ohatra azy ialahy
24. rakaroka ( 03/11/2008 22:06)
Ié "atahorana ihany aloha rizareo", fa tokony mitandrina ihany koa I Oba e,
tsy efa naka lesona t@ Kennedy kosa ve?....
Rizareo KLU KLUX KLAN raciste be aza toa mba hoe "nanohana hono" 8O :roll: 8O
25. bazylou ( 03/11/2008 23:01)
wait and see !!! :lol:
26. naughtyboy ( 04/11/2008 14:04)
fa eto kely kalo i Obama Barak dance crew ampirevy zika ny rehetra m'lay
http://www.youtube.com/watch?v=wzyT9-9lUyE
rakaroka ka reo KKK reo nge no nandefa le boaikely mitsam 20 sy 21 taona saika hamono an'i B.O e,mpikambana @ white supremacy fa fetsarambelatsihy daoly zany
27. naughtyboy ( 04/11/2008 14:16)
Ika,rakaroka > ny CIA sy FBI no ao ambadiky ireny afera maloto rehetra reny atr@ JFK , Marylin Monroe, Robert Kennedy ,Nixon... ary i G.W.Bush rainy izay efa niasa ho an'i CIA atr@ 1961 no toko nahamasaka sy vilany nahandro...
...tsetsatsetsa tsy aritra ko e,androany ko mitovy @ ty fifidianana ity ny anniversaire deba I Ratsiraka D.I fa tadidiko ,satria mitovy daty @ anniversaire le cousin-ko...
28. naughtyboy ( 04/11/2008 20:11)
zao no prediction lazaiko i Obama .B no ilay voafidy ho amerikana mainty hoditra voalohany filoha faha 44 @ tanatarany amrelocks ny amerikana iaraha mahita rapitso @ 5 maraina,ho ela velona lery no mirary azy ahavita be na de ao anaty fahoriana aza t@ nandaozany ny bebeany omaly ...then welcome to new Obama Era..
29. rakaroka ( 04/11/2008 21:19)
Ka izany no mahatonga ahy niteny hoe "tsy efa naka lesona t@ Kennedy ve :roll: Fantatro ihany ny fihatsarambelatsihin'ireto haofotsy ireto, fantatra fa tsy tia mainty h@ tsinaimaintiny rizareo, dia tsy maintsy miezaka ny mi-verrouillé ny pouvoir ho an-drizareo foooooana! 8O 8O 8O
Fa manja aloha rehefa mba tonga @ tanjona iray toa izao: hoe "izay tongasoa no arabaina!"
30. naughtyboy ( 05/11/2008 12:32)
io le nolazaiko fa tanteraka, de arabaina i Atoa Baraka Obama zay voafidy ary irariana ahavita beeeee =D> =D> =D> =D>
31. ikaretsaka ( 05/11/2008 14:58)
fantatra fa tsy tia mainty hatr@ tsinaimaintiny le fotsy fa anisan'ny tsapako fa mampiavaka azy ireo amin'ny vazaha frantsay dia ireo mipirina rehefa resy
izay toe-tsaina izay no hitako heo avo lenta ny politikan-jareo
32. cutie ( 06/11/2008 14:49)
Na zany na tsy zany ny vahoaka no nifidy an'i Obama teo ary tsy we noho izy afrikana amerikana fa noho ny hevitra narosony (change).
Ny vahoaka no change fa tsy Obama :)
33. naughtyboy ( 06/11/2008 16:43)
nefa aoka tsy adino fa izy no loha antenaina itarika ny fiovana ary ny vahoaka amerikana no hery anampy azy,ao anaty tetezamita famindrapahefana @ janoary izy ary isafidy reo iaramiasa aminy ao @ govenemantany kabinetra, senatera , ambasadaoro sns..
tsy sendrasendra akory no nahatonga ny vahoaka ahatoky ny fiovana lazainy fa ra ny C.V lery no jerena de mendrika azy zany fahatokisana nomeny vahoaka amerikana azy nivoaka t@ fianarana faratampony ao U.S zay antsoiny reo oe Ivy League , 2 @ reo no nolalovany refa nivoaka ny columbia university (N.Y/1983) izy de nifindra tao 2 Harvard Law School 1988 heritaona taorinan\\\'io de nanangana ny Harvard Law Review zay mijery reo volavolandalana vokariny fitsarana faratampony amerikana isantaona/supreme court marihina fa izy sy ny rainy mo de samy nanovo fianarana tao harvard na samy hafa aza ny sampana nisy azy(Master Degree @ toekarena)ary lasa minisitry ny fitanterana ary finansy tao Kenya
Betsaka reo fotodrafitr\\\'asa efa nentiny teo @ sehatry ny fiarahamonina sy toekarena ary lalana sy ny fiarovana ,ra tsy ho tanisaina ny namokarany reo volavolandalana zay nahitana ny tenany mikasika ny faribolany fahefana manapaka sy mandidy /lobby group USSenate,reo olomboafidy/USHRepresentative,volavolandalana isamparitra izay miisa 50/state legislature.
Ny fiainampirenena anatiny de tsy vaovao aminy intsony raha reo sehatra iankinany aimpirenena amerikana no lazaina efa manana traik\\\'efa sy fanantaterahana isantsokajiny mazava izy @ zany ary efa eo ampifidianana reo ekipany @ zao fotoana .
Ny fifandraharahana marolafy any ivelany de efa nandraisany anjara maro tokoa tao @ kongresy amerikana faha110 na dia vao senatera aza ny tenany ,nivahiny tany 2 reo toerana samy hafa toy ny eropa atsinanana sy andrefana,arabo,afrika...amaha ny olana mikasika ny hafanany tany, fitaovampiadina nokleary ...ary @ 20 janoary 2009 mo vao tena handray ny fahefana izy ka de iarahamahita e fa mbola eo ampanomanana zay masaka ilay
filoha amerikana vaovao..
34. cutie ( 07/11/2008 16:29)
de mbola hisy fety ndray @ 20 janvier zany :-D
35. fijo ( 07/11/2008 21:26)
izy mitarika ,fa ny mpokona no manova.izay no maha diso antsika gasy.mihevitra foan aisika fa vao mihova ny filoha ,dia hilamina sy hivaha ny olana.nefa isika tsy te hiala ny fomba ratsy nahazatra.
36. cutie ( 07/11/2008 21:54)
eny wa ry fijo a
zay no nolazaiko we ny vahoaka no change fa tsy Obama :)
37. naughtyboy ( 08/11/2008 18:12)
rano sy vary ireo fijo sy cutie a,mifameno manome tena 1/fanjakana ..ny mpitarika ny mpitarika isantsokajiny dia ny filoha manoro lalana sy manohana ny vatana/vahoaka samy tompon'andraikitra feno @ toerana misy azy sy tia tanindrazana..na ny vahoaka antsoina oe fiovana aza de mila loha anana rafitra maty paika @ zany ny mifamadika mo dia tsy azo lavina koa,ny biby tsy manadoha tsy mandeha ozy ny fitenenana izay..
38. tsimati ( 12/11/2008 07:15)
Efa lany Obama io ary miandry ny seza amin'ny manaraka ny SENATORA FATRATRA NAUGHTYBOY. Manandoha an.
39. naughtyboy ( 13/11/2008 12:39)
:-D :-D miahamafana v ny andro any aminy zanety :-D
40. penguin ( 13/11/2008 15:06)
=D> =D> =D> . Nahazo izy ve ry leiry ééé ??? Tena misy ny saina io naughtyboy io ary mahay nohon'ny mahay eran-tany. =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078