HISTOIRE

1. xxx ( 29/10/2008 08:30)
Est-ce qu'on est que des parents? est-ce qu'on doit tout sacrifier pour nos enfants, pour la famille, ....
A-t-on le droit de tout quitter, femme et enfants par ce qu'on s'est peut-etre trompé??

Honte à celui qui un jour osé tout plaquer. Mais en meme temps, quel courage, quelle force! Je veux parler de cette force qui nous emporte, qui nous embrase, qui nous fait sentir qu'on est vivant...Je veux parler tout simplement de L'AMOUR.

Alors, A-t-on le droit? de partir ou on est condamner à vivre sans amour le restant de notre vie?
novalian'i fijo ny 30/10/2008 20:36
2. sakaizakely ( 29/10/2008 10:29)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
azo adika teny gasy ve azafady fa tsy de mahavoa teny tsy fantatra lotra ny aty
ato manko dia ezahina mba ho teny malagasy rano iray :°)
3. xxx ( 29/10/2008 11:12)
tsy aleo ve hapetraka ny fanontaniana we?
sacrifier ton bonheur pour celui de tes enfants?
est ce qu'on a le droit de soufrir toute sa vie pour le bonheur des enfants?

j'crois plutôt que la réponse sera

ny fanambadiana dia toy ny haikitr'apombo , ka asakao izay tompony ihany.
ny fanambadiana vao tsy hialankasoka, tonta tsy hialandromoromo
4. xxx ( 29/10/2008 19:12)
xxx:

tsy aleo ve hapetraka ny fanontaniana we?
sacrifier ton bonheur pour celui de tes enfants?
est ce qu'on a le droit de soufrir toute sa vie pour le bonheur des enfants?

j'crois plutôt que la réponse sera

ny fanambadiana dia toy ny haikitr'apombo , ka asakao izay tompony ihany.
ny fanambadiana vao tsy hialankasoka, tonta tsy hialandromoromo




zanakao ireo, sitraponao no nanao an'ireo ary tsy sitrapon'ireo no ho tonga teto antany donc assumer-ou. Aza tia tena
Ataovy aloha izaya ahatafita ny zanakao de libre enao avy eo 8O :?
5. Noue ( 29/10/2008 20:09)
xxx:

tsy aleo ve hapetraka ny fanontaniana we?
sacrifier ton bonheur pour celui de tes enfants?
est ce qu'on a le droit de soufrir toute sa vie pour le bonheur des enfants?
fa zanak'izy ireo eeee ??? ary ny fananana zaza ve tsy BONHEUR ??????
fa inona ity bonheur-nao ity aloha eeeee ????? tsy mahazo na tsisy bonheur mahintsiny ve zany raha manan-zanaka ????? wouaaayyyyyy eeeee ! lasa sacrifice be zany ilay fanan-janaka ?????? dia mi-soufffffffrrrrrrrrrrrrrreeeeeee beeee veeeee ?????
hanky va re sady manao sacrifice beeeeeeeee no mi-soufffffrrrrreeee beeee pour le bonheur de tes enfants eeeeeee !


:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
t'assumes ! point barrrrreeeee ! tsy nangataka anao hanao azy izy ireo !
6. rakaroka ( 29/10/2008 21:27)
Ny ahy aloha ny teniko dia tsotra e!
Matoa miteraka dia "vonona" iantsoroka andraikitra ho RAR . Raha tsy izany dia tokony ho tsy niteraka, fa tsy fidin'ny zaza koa ny hanana RAR tsy manjary;
tsy mieritreritra raha tsy ny sitrapony sy ny tenany. Donk raiso ny andraikitra !
7. fijo ( 29/10/2008 21:32)
bokakakely an,ao fa adikako teny gasy.
-raha misy olon-droa samy 10 taona nivadiana avy,ary samy efa mananjanaka,moa ve diso izy ireo raha mba mifanakalo kely?
8. ikaretsaka ( 29/10/2008 21:50)
za miombon-kevitra @ rakaroka eto
9. sakaizakely ( 30/10/2008 09:41)
fijo> hifanakalo ? hahaha :-D :-D :-D
misy ifanakalozana ary ve loungany any ? ;-) ;-) ;-) ;-)
10. fijo ( 30/10/2008 20:36)
misy ka,azo atao tsara tokoa izany anie e.

ary avy dia haindry kosa le dikanteny an.mahay mandika teny aho izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4342