natao mariazy...
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
28/10/2008 11:57)
Asa raha efa renareo ny tantaran'izy ity,indray mandeha no nahitàko azy t@ reportage t@ fampihenany ny tenany,fa ny vaovao dia izao:dia natao mariazy omaly hono izy !
http://tv.jubii.fr/video/iLyROoafYPdE.html
tena ngeza an!
http://tv.jubii.fr/video/iLyROoafYPdE.html
tena ngeza an!
novalian'i rhina ny 12/09/2009 10:44
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
2. fahamarinana
(
28/10/2008 13:38)
:arrow: efa reko koa ny tantarany,eny e nahita izay tiany sy tia azy izy zany..enga anie aharitra e! :D (l)
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
4. sipagasy
(
29/10/2008 10:54)
oudryyy vodi-sobika aza manan-tandrify kouuhhhh
ary ity angaha tsy hitanareo?,
http://www.7sur7.be/7s7/fr/1504/Insolite/article/detail/463965/2008/10/24/Vierge-a-99-ans-Je-suis-toujours-disponible.dhtml
ary ity angaha tsy hitanareo?,
http://www.7sur7.be/7s7/fr/1504/Insolite/article/detail/463965/2008/10/24/Vierge-a-99-ans-Je-suis-toujours-disponible.dhtml
![](https://avatar.serasera.org/080af686f91c5adb86f5e7c09a03044a.jpg)
5. ssendra
(
29/10/2008 11:08)
hummmm sipagasy marina fa vodisobika manatandrify fa sao mba intérêt ny an'ilay sipa jereo eto vlou io lol!....
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
6. fahamarinana
(
29/10/2008 12:28)
:arrow: hatramin'ny niarahany tamin'ilay zavavy tokoa hono dia efa very kg bobaka be izy...mahery ny fitia marina an !!
sipagasy :tena tsy efa mikaraikona daholo ve,angorodao vita ho azy klé...mifona marina fa lasa ratsy fanahy aho !! :oops: (l)
sipagasy :tena tsy efa mikaraikona daholo ve,angorodao vita ho azy klé...mifona marina fa lasa ratsy fanahy aho !! :oops: (l)
![](https://avatar.serasera.org/080af686f91c5adb86f5e7c09a03044a.jpg)
7. ssendra
(
29/10/2008 14:17)
fahamarinana: :-D :-D na hihena 800kgs aza io tsy avotra fa mitarozaka ny hoditra rehetra iny e! vao maika horera, tsy aleo izao ihany mba hisy tsongotsongoina :roll:
![](https://avatar.serasera.org/f436cb417e8e9251f9238379ee7113c7.jpg)
8. Papoose
(
29/10/2008 22:21)
ca alors!!!!! efa sivy ambisivy ve de tena mbola virja leee???mahereza
![](https://avatar.serasera.org/0afae44a9b563ff8a1ef95d232c8a1b0.jpg)
10. tywa68
(
08/11/2008 10:04)
Zay tiana mitombo tarehy zany e na d mikaraikona sy virjiny à 99ans aza ry Papoose d tsy any intsony ny fipetrany a :-D Mahereza ahoana ary ? :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/025a4668ce6ce9896c19acb0fb0d41e5.jpg)
11. rhina
(
12/09/2009 10:44)
ssendra:
fahamarinana: :-D :-D na hihena 800kgs aza io tsy avotra fa mitarozaka ny hoditra rehetra iny e! vao maika horera, tsy aleo izao ihany mba hisy tsongotsongoina :roll:
avotra iz r ssendra asatri nahoana amzao ne efa misy ny resaka chirurgie estetika e !!!
mila esorina doly fotsiny le oditra mitarozaka d lasa mlay iz afaka andro vitsvits
hiii!!!!!