Liste des messages

Liste des messages, inserés par laotsy, par ordre de date
laotsy ( 21/04/2009 17:45)
Vola sa harena ny mitia?
tô olona tsy mitov zao no betsak miaraka! za ve no mialon sa...? ireo vehivavy tsar ten miarak @ lehilah ts sahaza azy rah n fandinihako a! mampalaelo! zay fa mba valio mlay e!... suite
répondu par laotsy le 17/06/2009 17:17
laotsy ( 25/03/2009 17:14)
mangataka tononkira
solda ataon'i red metal... suite
laotsy ( 28/10/2008 22:21)
Azo inoana ny nofy?
Tontolo hafa sa tontolon'ny fo ny nofy ?... suite
répondu par laotsy le 10/11/2008 17:19
laotsy ( 23/06/2008 22:37)
Fitiavana! Naôn no tsita nefa nmitady izy?
Mino za fa mba efa mpazo ny rht zany e! ny tiko lazaina de zao oe : ny tina matetika tsy tia, nefa ny hafa tsy eritreretina nefa tia. D aôn ny eritreritry ny maro @zany kay!... suite
répondu par laotsy le 17/07/2008 21:37
laotsy ( 03/04/2008 19:24)
anjara sa safidy
ny anjara ve sa ny safidy no mitondra ny fiaina rehetra @ntsika? - raha hiandry ny ajara sao de taraiky be. - nefa ndray raha ny safidy mety hisy lesoka! mety marina ve zany eritreritro zany sa....... suite
répondu par mangidy le 15/04/2008 21:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127