Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mamialisoa, milahatra araka ny daty
mamialisoa ( 04/11/2011 16:08)
za ry ireto mba mitady ilay tononkiran'i Tsiakorak...
za ry ireto mba mitady ilay tononkiran'i Tsiakoraka hoe " poti-taratasy" fa tiako be na ilay clip koa raha sendra misy mahita fomba hahazoako an'izany. Lavitra be an'Iarivo aho. Merci e... tohiny
mamialisoa ( 04/11/2011 15:51)
fitrandrahana goavana eto madagasikara
Mba te handray sosokevitra amin'ny tokony hitantanana ny tontolo iainana voajanahary sy ny fiaraha-monina manodidina ny fitrandrahana goavana, ary efa mi-tenir compte hoe dondrona sy kely hery ny vaho... tohiny
mamialisoa ( 28/10/2008 13:47)
vavaka ao amin'ny baiboly
Mahafinaritra ahy ny vavaka isan-karazany ao amin'ny baiboly ao. Toy ireny hoe, vavak'i Tobia nangata-pamelana, vavak'i Daniela nisaotra an'Andriamanitra, vavak'i Salomona nangataka ny fahendrena,sns.... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0062